Litera M
Manamangana: (mangana) mt p.: Mahatonga ho mangana.
tohiny
Manamanitra: (hanitra) mt.p. (manamanira): Manao izay hahamanitra, hahatsara fofona: Manamanitra ny rivotra ny voninkazo.…tohiny
Manamantoanto: Mahamantoanto (antoanto) mt.p.: Manao ratsy masaka, manao nahandro tsy tsara masaka.
tohiny
Manamaonjana: (onjana) mt. p.: Manao izay hamp ahavesatra.
tohiny
Manamasaka: (masaka) mt.p. (manamasaha): Manao izay hahamasaka, manotrika (voankazo); mandinika lalina.
tohiny
Manamasina: Mankamasina (hasina) mt.p.: Manao fombam-pivavahana mba hahatonga ho masina, hanana hery, fahefana,…tohiny
Manamatroka: (matroka) mt. p. (manamatroha): Manao izay tsy hampahamiratra, hahavasoka.
tohiny
Manambady: (vady) mt.p. (manambadia): Manana vady: 0-lona efa manambady iny ka aza antenaina intsony. ? Ma-ka vady…tohiny
Manambahamba: (hambahamba) mt s.: Enti-milaza ny voronkely manainga (elatra) toa mitsapa hery alohan'ny hanidinany.…tohiny
Manambàka: (ambàka) mt. p. (manambakà): Mamitaka amin'ny varotra (na amin'ny fakana tombony be loatra, na amin'ny…tohiny
Manambana: (ambana) mt.p. (manambàna): Manao fihetsehana mody mamely, mandrahona, mampatahotra: Manambana tehamaina…tohiny
Manambara: (ambara) mt.p. (manambarà): Mampahalala zavatra iray nafenina na tsy fantatry ny olona iresahana: Nony…tohiny
Manambatra: (tambatra) mt.p. (manambiwa) : Manakambana, mampiray:Iza no nanambatra ireto mpianatra rehetra ireto…tohiny