Litera M
Manakotrana: (kotrana) mt.p. (manakotràna): Manozongozona, manofokofoka: Misy manakotrana ny uarauaranay rahalina.…tohiny
Manakotrika: (kotrika) mt.p. (manakotreha): Mametraka akoho mba hikotrika, mainpikotrika.
tohiny
Manakotsako: na Mitsakotsako (tsako) p.t: Enti-milaza ny vanin-taolana izay toa torovandrovan a sady manaintain&…tohiny
Manakovilavila: (kovilavila) mt p. (manakovilavilà): Mampiolikolika manketsy mankeroa: Manakouilavila ny fandehany ny…tohiny
Manala: (ala) mt.p. (manalà): Manesotra: Nanala ny palitaony izy fa nafana loatra ny andro. ~ Manatsoaka, manongotra,…tohiny
Manalady: (halady) mt.p. (manaladia): Miala tsiny: Ndeha manalady azy ianao (ndeha miala tsiny aminy ianao). 1…tohiny
Manalakalaka: (halaka, malakalaka) mt p, (manalakalaha): Mampisaraka, mampihataka, manisy elanelana.
tohiny
Manalalaka: (dalaka) mt.p. (manalalaha): Manabe sakany, velarana: Manalalaka ny araben-dalana ? Manalehibe, manitatra:…tohiny
Manalalana: (alalana) mt.p. (manalalàna): Manelanelana: Manalalana antsika amin'Andriamanitra ve ny Razana? ~ Mitondra…tohiny
Manalanalana: (alana) mt.p. (alanalana): Manavaka, mampitokana irery.
tohiny
Manalangalana: (halangalana) mt.p. (manalangalàna): Mampisaraka (toerana).
tohiny
Manalasala: (sala) mt.s. (manalasalà): Mankeo anelanelany, afovoany; tsy mandroso tsy mihemotra ~ Mametraka eo anelanelan'ny…tohiny
Manalava: (lava) mt.p. (manalauà): Manohy, manovona: Iza no nanalava it? tady it?? ~ Mahatonga hitaritarika, mampitarozaka:…tohiny
Manalavitra: (lavitra) mt.p. (ma-na lav ira) : Mihataka amy...: Nony lehibe Rabe dia nanalauitra andreniny. ~ Mampihemotra…tohiny
Manalefaka: (lefaka)mt.p. (manalefaha): Mampahatonga malefaka, mora alefitra: A-tao anaty rano ny hazo hana-1e faka…tohiny
Manalehibe: (lehibe) mt.p. (manalehibiaza): Manalalaka, mampitombo: Manalehibe tokotany. 1 Mampitombo ny sary ahitana…tohiny