Litera M
Manakorisa: (korisa) mt.p. (manakorisà): Mampisosa, manakisaka midina, mampikororosy.
tohiny
Manakorobobo: (korobobo)mt p. (manakoroboboa): Manao haingana, maika: Manakorobobo it? akanjo it? aho fa rahariva…tohiny
Manakorododo: (korododo) mt.p.: Manenjika (biby) mba handehanany haingana.
tohiny
Manakorodona: (korodona) m t p. (manakoroddna): Mandroaka, manosika avy ato aoriana.
tohiny
Manakorofoka: (korofoka) mt p. (manakorofoha): Manetsiketsika.
tohiny
Manakoromby: (koromby) mt p. (manakorombia): Miaro, manaloka, mitahiry, mitandrina mba tsy ho simba
tohiny
Manakorongo: (korongo) mt p. (manakorongàa): Mampiforitra, mampilefitra, mampifanakaiky.
tohiny
Manakorontana: (korontana) ma p. (manakorontàna): Ma-nimba ny filaminana, mahatonga ny zavatra tsy ho eo amin'ny toerany…tohiny
Manakorosy: (korosy) ?nt. P. (manakorosia): Mampikorotsaka sady manosika.
tohiny
Manakorotika: (korotika) ma p. (manakoroteha): Mandrovitra, manakotika; manimba; manasavorovoro.
tohiny
Manakorotsaka: (korotsaka) ma p. (manakorotsaha): Mampidina, manakoriana.
tohiny
Manakory: (manao akory): Teny entina miarahaba sahala amin'ny "manahoana": Manakory aby ianareo?
tohiny
Manakosesy: (kosesy) mt.p. (manakosese): Manao haingana tsy misy fiatoana, tsy ankijanon&
tohiny
Manakosina: (kosina) ma p. (manakosena): Mandoto: A-za manakosina ny akanjonao amin'ny vouoka ~ Mampiaraka amin'ny…tohiny
Manakositra: (kositra) mt.p. (manakosira): Mandilotra, mampihodinkodina hazo kely lava eo ambonin'ny hazo iray mba…tohiny
Manakosoka: (kosoka) mt.p. (manakosoha): Mampandalo (ny tanana, borosy) eo ambonin'ny zavatra iray mba hamp ahadio…tohiny
Manakotana: (kotana) mt.p. (manakotàna): Manakotaba, mampikorontana, mampikomy.
tohiny
Manakotikotika: (kotika) mt.p. (manakotikoteha): Mandrovitra sady manapotipotik&
tohiny