Litera M
Manakodingy: (kodingy, kodingo) mt.p. (manakodinge): Man akodiadia m an ongana.
tohiny
Manakododoka: (kododoka) mt.p. (manakododoha): Manao haingana, mampanao haingana.
tohiny
Manakofa: (akofa) mt s.: Be akofa, tsy mby am-bentiny: Mampalahelo fa nanakofa ny vary taona ito noho ny rivotra…tohiny
Manakofoka: (kofoka) mt. p. (manakofoha): Manetsiketsika, manofokofoka, mikapoka.
tohiny
Manakohaka: (kohaka) mt.p. (manakohafa): Mamoaka a• min'ny kohaka, mandrehoka.
tohiny
Manakolaka: na Manatakolaka (takolaka) mt.p. (manakolaha): Mitily, mihaino (olona) amim-pitampifiana ao ambadiky…tohiny
Manakolikoly: Manolikoly (koly, kolikoly) mt.p. (manakolikole, manolikole): Manambitamby tafahoatra, manangolfngoly:…tohiny
Manakolokolo: Manolokolo (kolokolo) mt.p. (manakolokoloa, manolokoloa): Mikarakara, mikajakaja fatratra, manao izay…tohiny
Manakombona: (kombona)mt, p. (manakombdna): Mampifanatona zavatra roa mihataka ka manao izay hifanaronany: Manakombona…tohiny
Manakona: (takona) mt.p. (manakàna): Manarona, mandrakotra: Misy rahona manakona ny masoandro. ~ Manakana tsy…tohiny
Manakopoka: (kopoka) mt.p. (manakopoha): Manofokofoka, man akopaka.
tohiny
Manakorapaka: (korapaka) mt p. (manakorapaha): Mampanao haingana, mandrotoroto.
tohiny
Manakoretika: (koretika) nit p. (manakoreteha): Manakorontana, manasafotofoto, manao rango-tsaka, mampiboredika. tohiny
Manakoriana: (koriana) mt.p. (manakoriàna): Mampandeha misosa miadana, manakorisa, manakisaka.
tohiny
Manakoriasa: (akoriasa) mt.p.: Mahatonga hisalasala, mampihambahamba.
tohiny
Manakorintsana: (korintsana) mt. p. (manakorintsàna): Mampaneno, manetsiketsika mba hampaneno.
tohiny
Manakorirarira: (korira) mt.p. (manakorirarirà): Mampihomehy; mandreblreby; mampihemo-dava.
tohiny