Litera M
Manakitakita: na Manitakita (kitakita) mt p. (manakitakità): Mamelively, mandevilevy, tsy manao tsara fitondra.
tohiny
Manakitamby: (kitamby) mt.p. (manakitambia): Manisy kitamby manodidina ny tena na olona.
tohiny
Manakitoza: (kitoza)mt.p. (manakitozà): Mandidy mandrotika lavalava, mampihantona, mampitarozaka.
tohiny
Manakitra: (kitra) mt.p. (manakitrà): Manakotaba; manakotrana; mampaneno. 1 Misokitra, mikitika.
tohiny
Manakitrana: (kitrana) mt.p. (manakitràna): Mampifampikasoka, mampaneno: Nisy nanakitrana ny vilany tao andakozia…tohiny
Manakitroka: (kitroka) mt.p. (manakitrdha): Mampifanizin-javatra tsy misy elanelany; mampiady ny nify.
tohiny
Manakivazivazy: (kivazivazy) mt. p.: Mihomehy (olona), mamazivazy, mamosobosotra.
tohiny
Manakivilivily: (kivilivily) mt p. (manakivilivilia): Mampihetsika zavatra hankatsy hankaroa: Manakivilivily hazo. ¶…tohiny
Manakivorivory: (kivorivory) mt p.: Manao izay hahaboribory. ¶ M.h.: Manaboribory, manakiboribory, manavorivory.
tohiny
Manakivy: (kivy) mt.p.: Manao izay hahakivy, mahatonga ho kivy, ketraka, rera-po: Tsy nisy nanakivy azy velively…tohiny
Manakobaka: (kobaka) mt.p. (manakobaha): Manetsiketsika manasa (ao anaty rano).
tohiny
Manakobana: (kobana) mt.p. (manakobàna): Manatsikebona, manetsiketsika, manatsoboka ao anaty rano madio, mampivonto.…tohiny
Manakobila: (ko bila) mt.p. (manakobilà): Mamilavila, mamoriporitra; mandevilevy, tsy mitondra roa, mandrirodrirotra.…tohiny
Manakobona: (kobona) mt.p. (manakobàna): Manafina na manarona ao anaty lamba.
tohiny