Litera M
Managoana: (goana) mt.p. (managoàna): Mamoha mafy miriadriatra: Iza no nanagoana ny varavarana teo?
tohiny
Managorabaka: (gorabaka) mt p. (managorabaha): Manao lavaka lehibe sy malalaka. • Mandoaka makadiry.
tohiny
Managoragora: (goragora) mt p. (managoragorà): Mamatotra malemilemy mora vahana.
tohiny
Managorampa: (gorampa) nit p. (managorampà): Manao vikavika, mamikavika, manjojotra
tohiny
Managorobaka: (gorobaka) mt p. (managorobaha): Mandoaka tanteraka an-daniny sy an-daniny avy: Nanagorobaka ny rindrina…tohiny
Managorodana: (gorodana) mt p. (managorodàna): Mandra-:aka zavatra manao rodobe.
tohiny
Managororoana: (gororona) mt p.: Mampidina rano misy feo manao hoe "gorrr".
tohiny
Manaha: (haha) mt.p. (manahà): Mamaha: Vao tonga rainy dia nanaha ny entany ireo zanany. ? Manala amin' ny fatorana:…tohiny
Manahaka: (hahaka) mt.p. (manahafa): ManelY, manaParitaka: Iza no nanahaka ireto poti-taratasy ireto? ? Mahavery…tohiny
Manahaka: (tahaka) mt.p. (manahafà): Mitovy (endrika, toetra amy...): Manahaka andreniny it? zaza it5 fa tsy manahaka…tohiny
Manahana: (ahana) mt s. (manahàna): Mijanona, miato. ? Mitsatoka mijanona eo ambaravarana: Midira raha hiditra…tohiny
Manahaza: fit.-p.: Tsy fampiasa afa-tsy amin'ilay fombampitenenana hoe: "manahaza tena": mahalala ny antonony,…tohiny
Manahirana: (sahirana) mt.p.: Manome raharaha, ahiahy: Manahirana ahy it? toe-Javatra it?, ? Mahasanganehana, mahavaka,…tohiny
Manahoana: (manao ahoana): Teny entina manontany ny fahasalamana ka ampiasaina ho fiarahabana: Manahoana, tompoko…tohiny
Manahona: (ahona) mt.p.: Mampijanona, mampiato, mana-motta: Ny haratsian'ny andro no nanahona ny dianay.
tohiny