Litera M

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Manafika: (tafika) mt. p. (manafiha): Manatona mamely, mibosesika maka: Nanafika tany Ejip ta i Napoléon. tohiny
Manafina: (afina) mt.p. (mana-fana): Mametraka zavatra amin'ny toerana tsy hahitana azy; manitrika: Manafina vo-la.…tohiny
Manafintohina: (tafintohina) mt. p.: Manao izay mahatezitra: Manafintohina mihitsy io zaza io. • Manao toetra tsy mendrika…tohiny
Manafitafy: (tafitafy) mt, p, (manafitafia):'Mamoha sasaka: Manafitafy varavarana. tohiny
Manafito: (fito) mt.p. (manafitoa): Mizara fito. tohiny
Manafo: (tafo) mt.p. (manafoa): Mametraka na manisy tafo: Iza no nanafo ny tranonareo? tohiny
Manafo: (Atm) a.: Zatovo. tohiny
Manafohy: (fohy) mt.p. (manafoheza): Manao izay hahafohy: Iza indray no nanafohy ity akanjonao, Ramasaka, hoy…tohiny
Manafompotra: (fompotra) mt p.: Mandany indray mifaoka. tohiny
Manafotra: (safotra) mt p. (manafora): Manototra: Nanafokenatra azy ny namany. • Manosotra: Nanafotra sokay ny…tohiny
Manafy: (tafy) mt.p. (manafia): Manome akanjo: Manafy mahantra maro izy. tohiny
Managaboka: (gaboka) mt p. (managaboha): Manavosa, manavovona, manao antontany, mampifanongoa: Iza no nanagaboka…tohiny
Managadra: (gadra) mt.p. (managadrà): Mamatotra amin' ny gadra, mampiditra an-tranomaizina. tohiny
Managaigy: (gaigy) mt.p.: Manao izay haharomotra, hahatezitra. tohiny
Managaina: (gaina) mt.p.: Mandiso fanantenana, mahasanganehana, mahavery hevitra: Nanagaina ahy ny teny na-taon…tohiny
Managareboka: (gareboka) mt p. (managareboha): Mitelina mandrebodreboka, mandrapadrapaka. tohiny
Managedragedra: (gedra, gedragedra) mt.p. (managedragedrà): Manaketraka, managoragora fatorana. tohiny
Managenagena: na Mangenagena (gena) mt.p. (mangenagenà): Mitondra moramora sy am-pitandremana amin'ny tanana: Managenagena…tohiny
Managidrogidro: (gidro) mt. P.: Manadridridridry. tohiny
Managigigigy: (gigigigy) mt p. (managigigigia): Mamatotra mafy tsy hahafahana mihetsika. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0157