Litera M
Manaborera: (borera) mt.p. (maborerà): Managorera, mampivaroraka.
tohiny
Manaboretaka: (boretaka) mi-. p. (manaboretaha): Mampipetraka hitsotra amin'ny tany.
tohiny
Manaboribory: (boribory) mt. p. (manaboriboria): Manao ho boribory tsy misy zoronjorony na motiny kely mihoatra atsy…tohiny
Manaboridana: (boridana) mt p. (manaboridàna): Manala ny fitafiana eny an-koditry ny olona iray.
tohiny
Manaboroaka: (boroaka) mt. p.: Mandoaka mba hivoaka hatrany ambadika.
tohiny
Manaborosy: (borosy) mt.p. (manaborosia): Mamaoka na manadio amin'ny borosy.
tohiny
Manaborotsaka: (borotsaka) mt p. (manaborotsaha): Mamela hitambotsotra, hikorotsaka.
tohiny
Manabosesika: (sesika) mt.p.: Manome be dia be, manesika, mampiletra, mampanao tranga.
tohiny
Manabotetaka: (botetaka) mt. p. (manabotetaha): Mampipetraka amin'ny tany.
tohiny
Manabotry: Mambotry (botry) mt.p. (manabotria, mambo-tria): Man ao izay hampahantra: Hanabotry ny rahalahiny no…tohiny
Manadaboboka: (daboboka) mt. p. (m anad a bo bo ha) : Manjera, mamarina.
tohiny
Manadala: (adala) mt.p. (manadatà): Mandrebireby, mamitaka: Olona manadala anao fotsiny iny fa aza miaraka amin'iny…tohiny
Manadanadana: (danadana) nit p.: Mamoha tanteraka, manokatra manontolo: Iza no nanadanadana ny varavarana toy izao?…tohiny
Manadanga: (danga) mt.p. (manadangà): Manondrotra ambony, manao amin'ny toerana ambony ho hita tsara.
tohiny
Manadangana: (dangana) mt.p. (manadangàna): Manondrotra avo:Mazàna ny tsy fisian' ny zavatra hovidina no manadangana…tohiny
Manadaraboka: (daraboka) mt p. (manadaraboha): Maniera mafy amin'ny tany.
tohiny
Manadaroboka: (daroboka) mt. p. (manadaroboha): Maniera ao anaty rano.
tohiny
Manaderadera: (dera) mt.p. (manaderaderà): Mampisehoseho zavatra ho hita tsara: Kevoka er? izy manaderadera ny satrony…tohiny