Litera M
Mamositra: (fositra) mt.p. (mamosera): Mandoaka, mandavaka: Hain'ny mpandrafitra ny hamositra ity hazo ity amin'ny…tohiny
Mamosotra: (vosotra) mt.p.: Mamazivazy, mananihany, manaraby: Tsy tiako ny olona mamosotra ny sasany toy izany.…tohiny
Mamotafota: (fotafota) nit p.: Mamotsipotsika amin'ny fomba misolitiditfka.
tohiny
Mamotetaka: (fotetaka) mt. p.: Manasolitika, manasolotika.
tohiny
Mamotika: na Manapotika (potika) mt.p. (mamoteha, manapoteha): Manamontsamontsana, manorotoro, manotohoto.
tohiny
Mamotitra: (fotitra) mt.p. (mamotera): Mametraka zavatra mivadika, marnpifamadika: Misy maso lauitra mamo titra…tohiny
Mamotofoto: (fotofoto) mt.p.: Manasavoritaka, manakorontana, manaparitaka tsy aralia ny tokony ho izy.
tohiny
Mamototra: (fototra) mt.p. (mamotora): Mandray na m a• ka eo akaikin'ny fototra: Tsy nahay namototra tsara ireo…tohiny
Mamotraka: na Manapotraka (potraka) mt.p. (mamotraha, manapotraha): Mandavo, mahalavo, mampianjera; manongana:…tohiny
Mamotretrika: (votretrika) mt. p.: Mampifanongoa, manavosa tsy misy kitotony.
tohiny
Mamotritrika: (votritrika) p.t: Ivl•ivonto, mibontsina.
tohiny
Mamotrovotro: (votrovotro) p. t: Misy mivotrovotro, mamorofotra.
tohiny
Mamotsaka: na Manapotsaka (potsaka) mt.p. (mamotsaha, manapotsaha): Manala hivoaka, manesotra, mamoaka. 1 lei.:…tohiny
Mamotsifotsy: (fotsy) mt.p. (mamotsifotsia): Manao tsinontsinona, manamavo, manfmbazimba.
tohiny
Mamotsika: na Manapotsika (potsika) mt.p. (mamotseha, manapotseha): Manorotoro, manamontsana.
tohiny
Mamotsitra: Manapotsitra (potsitra) mt.p. (mamotsira, manapotsira): Mandoaka, • Mamaky. ~ Mampiharihary, mamaky…tohiny