Litera M
Mafotaka: (fotaka) p.t: Entimilaza osa, toy ny asa tanimbary be fotaka, izay sady betsaka no mampanahirana. ¶…tohiny
Mafotra: na Mafotrafotra p. t.: Enti-milaza zava-pihinana sady tsy be rano no tsy maina, mavoamboana.
tohiny
Mafy: p.t.: Tsy malemy, tsy manana toetra mora vaky na mora potika: Mafy it? hazo it?. F• Tsy manana toetra…tohiny
Maha: Tovona fanao eo alohan'ny anarana, mpisolo anarana na mpamaritra anarana, ka raha miaraka amin'ireo…tohiny
Maha-ambany: Enti-milaza ny antony maha-tsinontsinona: Tsy fantatrao ve ny maha-ambany izao toetranao feno lainga…tohiny
Maha-olona: mt.s.: Manome toetran'olona: Ny fanahy no maha-olona.
tohiny
Maha-tanora: (tanora) mt.p.: Antony ilazana fa tanora: Mbola hita ihany ny mahatanora anao.
tohiny
Mahabahana: (bahana) mt.a: A-faka na tia mibahana.
tohiny
Mahabanabana: (banabana) nit s.: Afakamibanabana.
tohiny
Mahabandrina: (bandrina) mt. p.: Afaka na tia mibandrina.
tohiny
Mahabanjina: (banjina mt, p.: Afaka na tia mibanjina.
tohiny
Mahabaraingo: (baraingo) mt s.: Afakamibarafngo.
tohiny
Mahabarera: (barera) mr.a: A-faka mibarera.
tohiny