Litera M
Mamoky: (voky) mt.p. (mamokisa): Manome sakafo betsaka: Mamoky ny uahiny rehefa tonga mitsidika azy Rabe. •…tohiny
Mamolaka: (folaka) mt.p. (mamolaha): Manapaka fa tsy tangarana. • Manazatra ny biby ho mora entina: Mamobaka omby.…tohiny
Mamolavola: (uolauola) mt p. (mamolavolà): Manao ho boribory ohatra ny volavola:Namolauola vary masaka i Lita mba…tohiny
Mamolimbolina: (volimbolina) mt.p. sady mt.s, (mamolimbolena): Manao ho volimbolina.
tohiny
Mamolivoly: (voly) p.t: Misy manaingotsaingoka izaitratra eran'ny rantsam-batana; voly.
tohiny
Mamolo: (vola) mt. p. , (mamolàsa): Manongotra ny volo amin'ny tenan'ny vorona vonoina: Tsy mahay mamolo ganagana…tohiny
Mamololona: (uololona) mt s.: Maniry vololona.
tohiny
Mamoly: (foly) mt.p. (mamolesa): Manao ho kofehy: Efa ela no nahay namoly landy sy landihazo ny Malagasy. ¶…tohiny
Mamompotra: mt. p.: Mitovy amin'ny Manafompotra.
tohiny
Mamonaponaka: (fonaka) mt p. (mamonaponaha): Manatrotraka, mamizana, mampalemilemy.
tohiny
Mamondipondy: (pondipondy) mt.p.: Mamoriporitra amin' ny tanana.
tohiny
Mamondraka: (uondroka) mt p. (mamondràha): Manatavy, mamahy.
tohiny
Mamondrana: (fondrana) m t p. (mamondràha): Mandoko.
tohiny
Mamongatra: (fongatra) mLp. (mamongàra): Mihady, mandoatra: Mamongatra harembe avy ao anaty tany ny mpihady volamena…tohiny