Litera M
Moana: a. na p. t.: Enti-milaza olona tsy afaka miteny, tsy mamoa-peo hiteny: Tsy moana hatrany an-kibon-dreniny…tohiny
Modely: (fr. modèle) a.: Mari-ka: Ireto ny sary hatao modely. ? Fakan-tahaka, fakana ohatra, fianarana: Izany…tohiny
Mody: (ody) mt. s. (modia): Miverina any amin'ny tany niaviana, tanàna na trano onenana, rehefa avy niasa…tohiny
Mofo: a.: Zava-pihinana atao amin'ny kobam-bary na lafarinina voapotsipotsika ka andrahoina amin'ny menaka…tohiny
Mohafina: (mohaka) mt. ih. (mohafy): Atao tonga bodaka; (vary) andrahoina fanindroany mba halemilemy kokoa indray.…tohiny
Mohaka: p.t.: Malemy, bodaka: Mohaka loatra ny uary ka tsy tiako. - t.i.f.: Mohafina 1 manamohaka, fanamohaka,…tohiny
Moimoy: a.: Hasosorana aseho amin'ny fim on om on on an a na ny isitrisitra. - t.i.f.: Mimoimoy, fimoimoy, mpimoimoy…tohiny
Moka: a.: Karazam-bibikely manidina mpitsentsitra ra ka mahatonga na mamindra aretina, toy ny tazo.
tohiny
Mokimoky: a.: Fiezahana, fikelezana aina vonombonona sy marisika hanao zavatra. • t.i.f.: Tafamokimoky 1 mimokimoky,…tohiny