Litera M
Mivareraka: (vareraka) mt. s. (mivareraha): (fitafiana) Miborotsaka mirefarefa: Trotraka aoka izany angamba izy…tohiny
Mivarina: (varina) mt. s. (mivarina): Midina mikorisa: Mivarina any Ikopa ity sakelidrano ity. 4 Midina, mivalangidina:…tohiny
Mivarirotra: (uarirotra) mt s.: Mifendrotra, mi fan drirotra: Mivarirotra ny molony fa reraha izy.
tohiny
Mivarizoka: (varizoka) mt. s. (mivarizoha): Mitaria, mitsaontsaom-bava tsy an-kijanona.
tohiny
Mivaroraka: (varoraka) mt. s. (mivaroraha): Miboraka sy mivaha: Mivaroraka ny pataloan'io zaza io. 4 Vaky ka miely…tohiny
Mivarotra: (varotra) mt. s. sady mt. p. (mivarota): Manao varotra: Mivarotra no antondraharahany. 4 Manakalo zavatra…tohiny
Mivarozaka: (varozaka) mt. s.: Lava mikirazorazo. 4 (teny) Lava mitarozaka no miverimberina.
tohiny
Mivasavasa: (vasavasa) mt. s.: Miteny lava tsy misy antony.
tohiny
Mivatra: (vatra) mt s.: Mitondra vatra na vanditra avy amin'ny kapoka nahazo ny tena na ny tady namatorana ny…tohiny
Mivatritrika: (uatritrika) mt. s.: Mitringitringy be.
tohiny
Mivatsavatsa: (uatsauatsa) mt. s. (mivatsauatsà ): Mipentsompentsona, mitaria.
tohiny
Mivatsy: (vatsy) mt. p. (mivatsia): Mitondra vatsy na sakafo entina hivahiny: Tokony hivatsy rehefa mivahiny…tohiny
Mivava: (vaua) mt. s.: Mitriatra, mitresaka: Efa manomboka mivaua sahady ny rindrin'ny tranonareo.
tohiny
Mivavaka: (vavaka) mt. s. (miuavaha): Mitsaoka sy mangataka amin'Andriamanitra: Tsy azo itokiana ny olona tsy…tohiny
Mivavavava: (vavauava) mt. s.: Miantsoantso mafy tsisy farany.
tohiny
Mivazina: (vazina) mt. s. na p. t.: Revo amin'ny zavatra iray ka tsy mahatandro ny voninahiny intsony.
tohiny
Mivazivazy: (uazivazy) mt. s. (mivazivazia): Mihomehy, milalao, mananihany.
tohiny