Litera M
Mitsintsina: (tsintsina) mt. s. (mitsintsina): Mitondra zavatra amin'ny tanana an'ila fotsiny.
tohiny
Mitsintsindrana: (tsintsindrana) p.t.: (nify) Mihoatra na manivaka amin'ny namany iray laharana aminy.
tohiny
Mitsioka: (tsioka) mt. s.: Mifofofofo tsy dia mafy loatra: Mitsioka ny rivotra rehefa harivariva eny amorondrano.…tohiny
Mitsipaikona: (tsipaikona) mt. s. na p. t.: Mihodina na mamindra mitsirapadrapaka,tsy mba misonenika.
tohiny
Mitsipaka: (tsipaka) mt, p, (mitsipaha): Mandaka, manosika amin'ny tongotra: Aza avela hitsipaka ny uilia ny zazakely…tohiny
Mitsipalotra: (tsipalotra) mt. s.: Enti-milaza ny maso nahajery vetivety na niserana fotsiny; mandalo vetivety: Nitsipalotra…tohiny
Mitsipelaka: (tsipelaka) mt. s.: Manopy maso haingana, miserana.
tohiny
Mitsipelika: (tsipelika) mt. s.: Mihetsiketsika miankavia miankavanana, misavilivily, mipelipelika.
tohiny
Mitsipeloka: (tsipeloka) mt s.: (teny) Misafelika mba hamelezana olona.
tohiny
Mitsipika: (tsipika) mt. s. (mitsipiha): Manainga ny tena dia mitsambikina na manidina: Notairinao ka nitsipika…tohiny
Mitsipika: (tsipika) p. t.: Efa misy tsipika: Taratasy mitsipika no asaovy anoratan'ity zaza ity.
tohiny
Mitsipilaka: (tsipilaka) mt. s.: Mijefijefy, mijilajila, mipilapilaka: Mitsipilaka loatra ity zazavavy ity ka mahatezitra…tohiny
Mitsiporetika: (tsiporetika) p. t.: Misaritaka sy misaratsaraka; tsy milamina mihitsy.
tohiny
Mitsipotipotika: (potika) mt. s.: Mitsinjarazara kely imbetsaka fa tsy atao indray mandeha: Mitsipotipotika ny fanomezany…tohiny
Mitsipy: (tsipy) mt. p.: (Tahaka ny manipy ihany, saingy ny famenony, zavatra miraikitra amin'ny tena ihany fa…tohiny
Mitsiraidraika: (tsiraidraika) mt. s.: Midoladola, mitolatola.
tohiny
Mitsiraka: na Mitsiratsiraka (tsiraka na tsiratsiraka) mt s.: Misy tsirany na kirany: Mitsiratsiraka mahafinaritra…tohiny
Mitsirakaraka: Mitsirakorako (tsirakaraka, tsirakorako) mt. s.: Misafotofoto, misaritaka: Nitsirakaraka, nitsirakorako…tohiny
Mitsirambina: (tsirambina) mt. s.: Manao tsy amim-pitandremana.
tohiny
Mitsirangaranga: (tsirangaranga) mt, s,: Mitsangantsangana, miranirany etsy sy eroa. * Tsy mitony fa be ahiahy: Tsy natory…tohiny