Litera M
Mitsetra: (tsètra) mt. p. sady mt. s. (mitsera): Malahelo, mangoraka: Mitsetra ny zaza kamboty izy. ? Mitaraina,…tohiny
Mitsetsaka: (tsetsaka) mt. s.: Mirehitra haingana: Nisy rivotra nitsoka mafy ka nitsetsaka ilay mololo tao ampahitr'i…tohiny
Mitsetsatsetsa: (tsetsatsetsa) mt. p.: (afo) Mirefodrefotra fa voatondraka rano na menaka: Mitsetsatsetsa ny afo ka…tohiny
Mitsetsetra: (tsetra) mt. s. (mitsera): Mamoaka feo avy amin'ny molotra sy ny nify ho fanehoana fangorahana na fiaraha-miory…tohiny
Mitsetsoka: (tsètsoka) mt. s. (mitsetsoha): Mitaria, mitsaontsaom-bava, mipentsompentsona.
tohiny
Mitsiatsia: (tsiatsia) mt. s.: Miala sasatra na miala voly eny amin'ny rivotra madio, eny amin'ny hatsiatsiaka.…tohiny
Mitsibolobolo: (tsibolobolo) p. t.: Be volo mitsangantsangana.
tohiny
Mitsidafodafoka: (tsidafodafoka) mt. s.: Mitsinkasinkasina, mitsilany.
tohiny
Mitsidika: (tsidika) mt. P. (mitsidiha): Mamangy miserana fotsiny: Nandalo teo andrefan-tranonareo aho ka dia nitsidika.…tohiny
Mitsidradra: na Mitsidradraka (tsidradra) mt. s.: Miainga ho avo, mitsangana, misandrahaka: Mitsidradraka ohatra…tohiny
Mitsihanihany: (tsihanihany) mt. s.: Manao vazivazy, vosobosotra izay indraindray entina hanarabiana na hanesoana.…tohiny
Mitsika: (tsika) mt. s.: Enti-milaza rano mivoaka tsikelikely avy amin-javatra iraY ka maninteraka io zavatra…tohiny
Mitsikabaka: (tsikabaka) mt. s.: Mitsinkafona eny ambony rano (toy ny didin-kena madinidinika ao anaty rony be mangeniheny).…tohiny
Mitsikakakaka: (tsikakakaka) mt. s.: Mikakakaka mihomehy mafy sady lavareny. ? Mikoràka.
tohiny
Mitsikamokamo: (tsikamokamo) mt. s.: Miseho ho malaindaina, tsy rotodrototra, mitsimozimozy, mivaroraka, miborerarera.…tohiny
Mitsikanikany: (tsikanikany) mt. s.: Mihomehimehy foana tsy misy antony, mivanivany.
tohiny
Mitsikanina: (tsikanina) mt. s.: Mitanina afo, mitanina andro.
tohiny