Litera M

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Mitifaka: (tifaka) mt. s.: Tapa-ka, vaky ka miparitaka, tohiny
Mitifika: (tifika) mt s.: Mipitika, mitsipika, miala mahery. tohiny
Mitifitra: (tifitra) mt. p. (mitifira): Mamely amin'ny basy, tafondro, tsipika,..: Mitifiborona. ? Mikendry: Nitifitra…tohiny
Mitihika: (tihika) mt. s.: Fano safomorona na mihoa-pefy. tohiny
Mitihintihina: (tihintihina) mt. s. (mitihintihina): Mirehareha amin'ny fandeha na ny famindra. tohiny
Mitikintikina: (tikintikina) mt. s. (mitikintikina): Mandeha na mamindra amim-pieboeboana, mamindra manao fihetsika…tohiny
Mitikitiky: (tikitiky) mt, s.: Mipaipaika na mipipika (fiteny amin'ny famantaranandro): Maty angamba ity famantaranandro…tohiny
Mitily: (tily) mt. s. (mitilia): Mitsikilo, manao andry maso ny asa, fihetsika, tanin' olona ka tsy hitany:…tohiny
Mitintina: (tintina) nit s.: Mamoaka feo mangitsingitsina. tohiny
Mitititra: (tititra) mt, s.: Midridroka (fiteny amin'ny gorodona voahitsaka). tohiny
Mitoantoana: na Manoantoana (toantoana) mt. s.: Tsy mahazo teny, manao kitoatoa: Ity zaza ity koa mitoantoana! tohiny
Mitobaka: (tobaka) mt. s.: Mitopy ka tonga mihoa-pefy: Nitobaka ny rano tao anaty siny fa nihazakazaka i Vao.…tohiny
Mitobatoba: (tobatoba) mt. p.: Mikobana: Nisy nitobatoba ny rano ka tsy mbola azo sotroina ilay ixy. • Mandanilany…tohiny
Mitobebaka: (tobebaka) p.t.: Be vava nefa tsy lalina aty; iva nefs malalaka. tohiny
Mitoby: (toby) mt s. (mitobia): Milasy: Mitoby atsy avara-tanàna ny miaramila. ? Miangona, miavosa, miavovona:…tohiny
Mitodika: (todika) mt. s, na mt. p. (mitodiha): Mihodina (enti-milaza ny loha na ny maso mihodina na miherika…tohiny
Mitody: (tody) mt. s. (mitodia): Tonga an-tseranana: Amin' ny 7 jolay no hitody ao Toamasina ny sambo Tanamasoandro.…tohiny
Mitoetra: (toetra) mt. s. (mitoera): Monina, mipetraka: Mitoetra amin'ny trano mahafinaritra izy. / Aiza ianareo…tohiny
Mitofantsika: (tofantsika) p.t.: Mivokoka, milantsika, mivohon-tsotro. tohiny
Mitofatofa: (tofatofa) mt. s.: Mihetsiketsika, mihofahofa (enti-milaza ny taho malefolefo tsofin'ny rivotra, na…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0458