Litera M

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Mamimaso: (pimaso) mt.p.: Manao famantarana amin'ny maso, manao pimaso: Namimaso ahy Rabe uao tsaroako fa hay…tohiny
Maminany: (vinany) mt.p. (maminania): Milaza mialoha no-ho ny tsindrixnandry: I Jeremia no anisan'ny naminany…tohiny
Maminavina: (vinavina) mt. p. (maminauind): Manombana: Ohatrinona ny volanao very raha naminavina ny fatiantokao…tohiny
Mamindra: (findra) mt p. (mamindrà): Manova toerana: I-za no namindra ny satroko teto? • Mitondra amin'ny toerana…tohiny
Mamindro: (mindro) mt. s. (mamindroa): Mipetraka eo anoloan'ny afo mba hahazo hafanana; manafana tena eo akaikin'ny…tohiny
Mamingafinga: (fingafinga) mt s. (m am ing af ingà) : Manery hamindra matetitetika. tohiny
Mamingana: (fingana) mt.p. (mamingàna) : Mandavo amin' ny tongotra.: Iza no namingana an-dRabe ianareo? • Manao…tohiny
Mamingavinga: (vingavinga) mt. p. (m am ing av in gà ) : Manao tsinontsin ona, manivaiva, ma nambany, tsy manaja:…tohiny
Mamingitra: (vingitra) mt.p. (mamingita) : Mitondra zavatra amin'ny loha fanondro sy ny ankibe ka sisiny kely foana…tohiny
Mamingivingy: (vingy sy vingtvingy) mt.p. (mamingivingia): Mitondra amin'ny tendron-tanana. • Maniratsira. tohiny
Mamingotra: (fingotra) mt.p. (mamingora) : Manao ampa rapaingo, mandray arnin'ny vozon-tongotra, mamingana. tohiny
Maminjifinjy: (finjifinjy) mt.p.: tohiny
Mamintana: (fintana) mt.P. (mamintàna): Maka, manjono amin'ny fintana: Mamintana trondro. - F.-p.: Mamintana andro:…tohiny
Mamintina: (fintina) mt.p. (mamintina): Manery, manakely: Mamintina ny tena ny akanjo ba. • Manafohy: Mahay mamintina…tohiny
Mamira: (fira) mt.p. (mamirà): Mikapa, mijinja. • Mamingana, mamely amin'ny fingony. tohiny
Mamiratra: (firatra) mt.p. naP-t, (mamirata): Mazava manjopiaka: Fahazaana mamirapiratra • Mangirangirana, man,ielanjelatra:…tohiny
Mamiravira: (viravira) mt.p. (mamirauira) : Mikitakita, mikitakitaka, manao ratsy fi-tondra: Tsy tokony hamiravira…tohiny
Mamirifiry: (firifiry) p. t: Mangatsiaka izaitsizy (fiteny a-min' ny andro ihany ). tohiny
Mamisaka: (fisaka) mt.p. (mamisàha): Manao izay hahafisaka. tohiny
Mamisavisa: (visavisa) mt.p. (mamisavisà): Mitanisanisa, milaza tsirairay: Namisavisa ny fahoriany teo izy ka nalahelo…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0142