Litera M
Mitavana: (tavana) mt. s.: Mikotaba, mihinjakinjaka, mitsinja-pifaliana. 1 Manarampo amin'ny fihinanana.
tohiny
Mitazana: (tazana) mt. s. (mitazĂ na): Mijery lavitra, mitsinjo: Mitazana ny mpangalatra avy eto am-baravarankely…tohiny
Mitazona: (tazona) mt. P. (mitazdna): Mitana olona na zavatra amin'ny tanana mba tsy hihetsiketsika na hivaha:…tohiny
Mitazotazo: (tazotazo) mt. s.: Miboridana, mihanjaka, fa tsy fiteny afa-tsy amin'ny lehilahy.
tohiny
Mitebiteby: (tebiteby) mt. s. (mitebitebe): Manahy sady matahotra no mitaitay, mihavatravatra: Voalaza fa manatona…tohiny
Mitefaka: (tefaka) mt. s.: Entimilaza zavatra vaky ka mipiaka, na tehamaina mahavoa ka mirefotra.
tohiny
Mitefintefina: (tefintefina) mt. s. (mitefintefena): Basivava, misalovana amin'ny raharahan'ny sasany.
tohiny
Mitefitra: (tefitra) mt. s.: Mieboebo, mihambohambo, miana-kendry na dia amin'ny zava-tsy hay aza.
tohiny
Mitefoka: (tefoka) mt. s.: Mipoaka (toy ny fipoakan'ny basy): Nitefoka ny basy ka taitra ny ankizy. 1 Mirefotra:…tohiny
Mitehaka: (tehaka) mt. s. (mitehafa): Mampikatrokatroka ny felatanana roa ho mariky ny hafaliana: Nitehaka ny…tohiny
Mitehika: (tehika) mt. p. (mitehefa): Mikasika: Tsy mitehi-tany mihitsy ny tongotra indraindray ao anaty fiarambahoaka.…tohiny
Mitehina: (tehina) mt, s. (mitehena): Mitondra tehina: Taloha noheoerina ho fihaingoana fatratra ny mitehina.…tohiny
Mitelina: (telina) mt s. (mite-lama): Managorodana na ma-marina any an-tenda: Mitelina vara. - F.-p.: Mitelin-drora:…tohiny
Mitemitra: (temitra) mt, s.: Misy temitra: Tiako ny ahy ny trano mitemitra noho ny trano miloko.
tohiny
Mitemoka: (temoka) mt. s.: Mipetraka eo amorony kely. 1 Mangalatra amim-pahakingana: Nisy nitemoka ilay famantaranandroko…tohiny
Mitemontemona: (temontemona) mt. s.: Mipetraka mininginingina amin'ny voditongotra.
tohiny