Litera M
Mitakona: (takona) mt. s.: Enti-milaza olona roa na telo na maro miara-mitondra zavatra iray.
tohiny
Mitakoritsoka: (takoritsoka)mt. s.: Manao teny tsy atao ren'ny olona maro; mandefa tsaho an-takona. ¶ M.h.: Mibitsibitsika,…tohiny
Mitakosina: (takosina) mt. s.: Mifotetaky ny loton'ny vovoka na fotaka: Aza auela hitakosina amin'ny uouoka io zaza…tohiny
Mitakositra: na Mitakosotra (takositra na takosotra) mt. s.: Voalambolambo tsara ka lasa mangirana sy mamiratra.…tohiny
Mitakotroka: (takotroka) mt. s.: Mipoaka mafy, midoboka mafy.
tohiny
Mitakovana: (takovana) mt. s.: Mipetaka mifanosontsosona, mivangongo.
tohiny
Mitaky: (taky) mt. p. (mitakia): Mampandoa trosa na izay nindramina: Mitaky ny trosako aho. • Mila, mitady,…tohiny
Mitalaboboka: (talaboboka) mt. s.: Be dia be, zavon-tany (ohatra ny vahoaka mihahohaho, na ny valala, na ny fasika...).…tohiny
Mitalagaga: (talagaga) mt. s.: Mampiseho figagana izaitsizy: Nitalagaga izy nahita ity vy be miainga avy ety ambonin'ny…tohiny
Mitalaho: (talaho) mt. p. (mitalahoa): Mangataka arahimpiangaviana fatratra, mangataka mafy, miambezo, mitampesona:…tohiny
Mitalanjona: (taianjona) mt. s. (mitalanj6na): Migaga varia-na.
tohiny
Mitalantalana: (talantalana) mt. s.: Mitoetra ambony talantalana.
tohiny
Mitalapetraka: (talapetraka) mt. s. (mitalapetraha): Mipetraka atao mivelatra ny lohalika roa ary miforitra manaraka…tohiny
Mitalapioka: (talapioka) mt. s.: Misioka, misamonina mafy.
tohiny
Mitalelaka: (talelaka) Mivelatra be ny vavany (lovia... ).
tohiny
Mitamatama: (tamatama) mt. p. (f.t.m.): Enti-milaza olona mitavozavoza raha manao zavatra.
tohiny
Mitambaby: (baby) mt. s.: Ma- Mit mikitra, mifikitra eo an-damosina, eo ambony: Jereo ange ireto voaloboka mitambaby…tohiny
Mitambatra: (tambatra) mt. s. (mitambàra): Mikambana: Mitambatra qo anatin'ity uata ity ny akanjonao. ? Mitohy,…tohiny