Litera M
Mitafasiry: (tafasiry) mt. s.: Miresaka zavatra mahasoa.
tohiny
Mitafitafy: (tafitafy) mt s.: Mivoha sasaka; sady tsy mikatona no tsy midanadana.
tohiny
Mitafo: (tafo) mt. s.: Misy tafo: Hitanao ue ilay trano a vara-dalana mbola tsy mitafo io? / Trano mitafo vifotsy.…tohiny
Mitafoaka: (tafoaka) mt. s.: Fe-no be loatra ka mihoa-pefy: Efa mitafoaka ny rano ka esory amin'izay ny sininao.…tohiny
Mitafofotra: (tafofotra) mt, s.: Mitsoka m afy.
tohiny
Mitafotafo: (tafotafo) mt. s.: Feno hatramin'ny molony. f> h.o.: Be dia be: Fisaorana rnitafotafo no atolotray.…tohiny
Mitafy: (tafy) mt. s. (mitafia): Manarona ny tena amin'ny lamba: Ny olombelona ihany no mahalala mitafy, fa…tohiny
Mitaha: (taha) mt. s. (mitahà): Milahatra miaraka amin'ny hafa mba hahitana izay tsara amin'izy ireo: Latsaka…tohiny
Mitahiry: (tahiry) mt. p. (mitahiriza): Manokana amin'ny toerana iray mba tsy ho lany na ho very na ho simba:…tohiny
Mitahontahona: (tahontahona) mt. s.: Mitavozavoza, mitaraikiraiky, midrahodraho:Mitahontahona koa izany raha zaza!…tohiny
Mitahy: (tahy) mt. s. (mitahia): Manampy, mamonjy: Nitahy azy marina Andriamanitra tamin'ny fahafahany teo ampelatanan'ny…tohiny
Mitaika: (taika) mt. s.: Milatsaka tsirairay ny vongan-dranonorana, mipatraka: Mitaika ny orana ka andeha isika…tohiny
Mitaikataika: (taikataika) mt. s.: Mandeha somary mitsamboamboatra, ny tanana sy ny tongotra amin'izany mikipilipily.…tohiny
Mitaikotaiko: (taikotaiko) mt. s.: Mamindra mitsiparaka na somary mievotrevotra noho ny hakevohana.
tohiny
Mitaina: (taina) mt. p. (mitainà): Mandrehitra, mampiasa ho kitay: Betsaka va' any ambaniuohitra no mbola mitaina…tohiny
Mitaingina: (taingina) mt. s. (mitaingena): Miakatra na mipetraka eny ambony: Mi-dîna fa aza mitaingina eny ambony…tohiny