Litera M
Mamezatra: (vezatra) mt.p. (mamezàra): Mamaha na manokatra zavatra an-keriny amin'ny fan drori tana mafy ny vavany.…tohiny
Mamezaveza: (vezaveza) mt p.: Manokatra mangotanatana.
tohiny
Mamezimbezina: (vezina) mt. p.: Mampixondrbna; mampivembèna.
tohiny
Mamezivezy: (veziuezy) mt.p. (mameziveze): Mampitototôto ats? sy ary: Mamezivezy tokoa ny fitadiavan-karena. • Mahatonga…tohiny
Mamezovezo: (vezovezo) mt. a: Mil a ady, mita vaniny.
tohiny
Mamia: (fia) mt.p. (mamiaza): Mangeja, mangia, mangehy, mamihina mafy: Mafy loatra no namiazako ilay voronkely…tohiny
Mamiaka: Manapiaka (piaka) mt. p, (mamiaha, manapiaha): Manapaka, miaraka amin'ny feo kely heno: Mamiaka, manapiaka…tohiny
Mamihina: (fihina) mt.P• (mamihina): Mihazona ao anatin' ny sandry anankiroa; mambomba. * F.-p.: Mamihim-bau a:…tohiny
Mamihitra: (frhitra) mt p. : Mamahatra, mifikitra, mamikitra: Raha tsy namihitra ny hazo (na tamin'ny hazo) aho,…tohiny
Mamika: (tsy fampiasa loatra), Manapika (pika) mt.p. (mamiha, manapiha): Mampipitika, mampifantsitsitra, manala:…tohiny
Mamikavika: (vikavika) mt.p. (mamikavikà): Manao zaitra tsy mbola tena izy fa zojb tra fotsiny; manjojdtra. * F.-p.:…tohiny
Mamikina: (vikina) mt.p. (mamikina): Mihoatra, mandingana, mandfka: Toa tsy afaka mamikina tatatra akory ianao…tohiny
Mamikitra: (fikitra) mt.p. (mamikira): Mitazona mafy: Mamikitra ny tongo-davarangana (na amin'ny tongo-davarangana).…tohiny
Mamilafila: Jet. Mampifilafila.
tohiny
Mamilavila: (vilavila) mt. p. (mamilavilà): Mampiolana, marnpivaona, mampivadika: Ny hafanana no namilavila it?…tohiny
Mamilina: (vilina) mt.p. (mamilina): Manao vains, manjaitra ny sisin-damba miforitra amin'ny tenany ihany.
tohiny