Litera M
Misomebiseby: (somebiseby) mt s.: Falifaly miheninkenina etsy sy eroa. ¶ M.h.: Misahirankirana, sehotra, somehoka,…tohiny
Misomedika: (somedika) mt. s.: Maniry ny handeha na hanao, nefa tsy manao an'izany.
tohiny
Misomidika: (somidika) mt. s.: Mitsinkafona: Misy menaka misomidika ny ro atao hoe ro be maso.
tohiny
Misomokotra: (somokotra) mt. s.: Miezaka mafy, misahirana fatratra.
tohiny
Misomoratsoratra: (somoratsoratra) mt. s.: Tonga nisy loto na pentina.
tohiny
Misomotaka: (somotaka) mt, s.: Minono na mihinana mamosibosika erS'; mifotafota eo am-pihinanana ka ifotetahan'ny…tohiny
Misompatra: (sompatra) mt. p. (misompara): Manao izay hahavoa ny sasany: Misompatra namana Ibalita ka tsy misy tia…tohiny
Misompirana: (sompirana) mt. s. (misompiràna): Tsy mahi- 72, tsy tsara ny toerany na ny fipetrany: Ahitsio ity tsihy…tohiny
Misonanaka: (sonanaka) mt. s.: Mipetraka misonanina tsara.
tohiny
Misonanina: (sonanina) mt. s. (misonanina): Mipetraka mi-lamina ary mianjonanjona.
tohiny
Misonasona: (sonasona) mt. s: (vavorona) Misokasoka be.
tohiny
Misondaina: (sondaina) p.t.: Be handrina: Tovolahy misondaina.
tohiny
Misondenda: (sondenda) p. t.: Baka tandroka, somary mankany an-katoka. ? Be tarehy sady petaka.
tohiny
Misondretaka: (sondretaka) mt. s. (misondretaha): Mipetraka miboretaka, mitsivetraka.
tohiny
Misondrotra: (sondrotra) mt. s. (misondrota): Mitombo, mihalava, mihalehibe: Misondrotra haingana ity zanakazo ity…tohiny
Misondrovaka: (sondrouaka) mt. s.: Enti-milaza zavatra voatelina tsy manaraka ny lalan-kanina fa nivoaka any an' orona:…tohiny
Misonenika: (sonenika) mt. s. (misoneneha): Mandihy misosa moramora, tsy mikoropadropaka, milamina sy aradalàna…tohiny