Litera M

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Misolanga: (solanga) mt. s.: Miainga dia milavo any aoriana: Tandroka misolanga. F• Somary mitraka na miakatra…tohiny
Misolantsolana: (solantsolana) mt. s.: Mamindra sy mande-ha feno anjona sy miandranandrana: Nahazo laharana ambon y…tohiny
Misolatra: (solatra) mt. s.: Misilaka, miempaka, mikipaka. tohiny
Misolelaka: (solelaka) mt. s. na p.t.: Mitalesaka mivelatra: Misolelaka ny tarehin'iny olona iny. 1 Marivo aty:…tohiny
Misolifaka: (solifaka) mt. s.: Mibolisatra mivilana (toy ny tsihy voahitsaky ny tongotra, ohatra). tohiny
Misolifatra: (solifatra) mt. s.: Mibolisatra. tohiny
Misolika: (solika) mt. s. (misoliha): Mamitaka, manolikoly amin'ny fomba tsy mendrika, misolelaka. tohiny
Misolila: (solfia) mt. s.: Misobilaka: Nisolila loatra no nanaovan'ny mpandrafitra ity lela varavaraua ity! ?…tohiny
Misolitika: (solitika) mt. s.: Lia-na mafy ta hanao (mana zavatra iray); milihitra, mimatimaty amy... tohiny
Misolo: (solo) mt. s. (misoloa): Manao ny asan'ny... mitana ny toeran'ny...: Rakoto no nisolo ny mpitantsoratra…tohiny
Misolontsolona: na Misolantsolana (solantsolana) mt. s.: Misosososo miandranandrana amin-kasahiana tsy misy tahotra:…tohiny
Misolotika: (solotika) mt, s.: Maloto mitsaporetika; misy tsikoko misotetika miaraka amin'ny menaka: Esory iny akanjonao…tohiny
Misomadodoka: (somadodoka) mt. s.: Mihetsiketsika mampiseho fahamaikana izaitsizy: Nisomadodoka er? nandre an-drain…tohiny
Misomaka: (somaka) ?nt. soi Voadidy sompirana sy vilambilana, mivily didy. tohiny
Misomalantsiatra: (somalantsiatra) mt, s.: Mitriatriatra, mitsiatsiaka, vakivaky, mitsefatsefaka: Misomalantsiatra ny…tohiny
Misomambisamby: (somambisamby) mt. s. na p.t.: Manopy maizina: Efa misomambisamby no tonga izy.. Somary maizimaizina,…tohiny
Misomaradimbana: (somara dimbana) mt, s.: Tailana;misy avo sy iva: Misomaradimbana no nanetezanao ity lam- Mis ba ity.…tohiny
Misomaritaka: (somaritaka) mt. s.: Be raharaha manketsy mankeroa, miheninkenina, mipenimpenina be ihany:Misomaritaka…tohiny
Misomarodoka: Misomarototra (somarodoka) mt. s.: Manao raharaha maimaika, miomana amim-pifaliana sy miheninkenina…tohiny
Misomatrotroka: (somatrotroka) p.t.: Mivotrovotro izaitsizy.l Maizimaizina. ' tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0267