Litera M
Misodika: (sodika) mt. p. (misodiha): Manala ny tsiratsiraka na ny hoza-dravin'ny rofia: Misodika rofia. 1 Manala…tohiny
Misodisody: (sodisody) mt. s. (misodisodia): Miverimberina manodidina zavatra na olona imbetsaka toa mizaha taratra,…tohiny
Misohika: (sohika) mt. s.: Mararin'ny sohika. ~ Tsy avy miaina, semposempotra: Misohika izy rehefa miaka-piakarana.…tohiny
Misohitika: (sohitika) mt, s.: Manan-toetra mavitrika, mailaka: Iaraha-mahalala ny fisohitiky ny sakan-jaza
tohiny
Misointsoina: (sointsoina) mt s.: Mihataka menamenatra mangaihay: Lasa nisointsoina irery niverina izy.
tohiny
Misoitra: (soitra) mt. s. (misoira): Misavasava ny lavenona, na ny vain'afo amin' ny hazo kely lavalava izay a-tao…tohiny
Misoka: (soka) mt, s. (misokà): Milentika ao anaty rano: Nisoka tao anaty rano ilay Rangahy. • (volana) Milentika:…tohiny
Misokaka: (sokàka) mt. s. na p. t.: Tsy miady tsara fa misokatra ny zorony: Tsy mahay mandrafitra mihitsy izay…tohiny
Misokatra: (sokatra) mt. s. (misokafa): Afa-tsarona: Misokatra ny vata. 1 Mitanatana; mivelatra: Aza misoka-bava…tohiny
Misokatrika: (sokatrika) mt. s. (misokatreha): Miharihary ho hita tsara eo anoloana, miatrikatrika tsara raha mipetraka.…tohiny
Misoketraka: (soketraka) mt. s.: Mipetraka tsara milamina tsy mihetsiketsika.
tohiny
Misokiky: (sokiky) mt. s.: Mi-f oritra na misitritaitrlka tsy hiseho noho ny tahotra na ny henatra.
tohiny
Misokisoky: (sokisoky) mt. s. na p.t.: Matahotra, saro-kenatra.
tohiny
Misokitra: (sokitra) mt. p. (misokira): Manao sarin-javatra sokirina: Mahay misokitra ny foko maromaro ao atsimo…tohiny
Misoko: (soko) mt. s. (misokoa): Miditra, mitsofoka mangingina: Nisoko tao anatin'ny tamboho tao ny adala dia…tohiny
Misolafaka: (solafaka) mt. s.: Mibolisatra, mikorisa fa ma-lama ny tany diavina: Nisolafaka ny tongony ka lavo izy.…tohiny
Misolampy: (solampy) mt, s. na p.t.: Tsy mitsatoka fa somary mandry ila, manary rano: Misolampy ny tokotaninay.…tohiny
Misolanandrana: (solanandrana) p. t.: Milanjalanja loha, mianjonanjona.
tohiny