Litera M
Misetry: (setry) mt. s.: Mivaly: Raha tsy misetry eto an-tany ny ratsy atao, tsy maintsy misetry any an-koatra.…tohiny
Misevosevo: Misevotsevoka (sevosevo) mt. s. (misevosevo, misevotsevoha): Maimay, dodona, mirotoroto, mikorododo:…tohiny
Misiaka: (siaka) mt.s. (misiaha): Mamoaka feo kely mikiririoka avy amin'ny fanosehana ny rivotra amin'ny molotra…tohiny
Misiantsiana: (siantsrana) mt. s.: Mivily amin'izay tsy tokony ho izy; diso fandeha noho ny haitraitra.
tohiny
Misidina: (sidina) mt. s. (misid(na): Miezaka miakatra eny amin'ny habakabaka: Misidina ambon y vao tra-pahoriana…tohiny
Misidiondiona: (sidiondiona) mt. s.: Miriorio namandeha, mivezivezy foana mba handositra adidy, hibolidy amin' ny raharaha.…tohiny
Misifotra: (sifotra) mt, s. (misifora): Mangalatra zavatra madinidinika, mamitaka amin'ny fomba tsy mendrika. tohiny
Misikidy: (sikidy) mt. s.: Manao sikidy: Mianatra misikidy Rakoto. ? Mamantatra ny ho avy na ny fitsaboana aretina…tohiny
Misikina: (sikina) mt. s. (misikina): Mamehy lamba manodidina ny valahana: Nitsangana izy dia nisikina handeha…tohiny
Misilantsilana: (silantsilana) mt. s. (misilantsilàna): Mipelipelika, mihetsiketsika noho ny hajejoana.
tohiny
Misilisily: (silisilY) mt. s.: Ma-nome kely bitika; mahihitra; kahidy.
tohiny