Litera M
Miseho: (seho) mt s. (misehoa): Manolo-tena ho hita: Tsy sahy miseho intsony izy hatramin'ny nanaovany izany…tohiny
Miselatra: (selatra) mt. s. (mise-tara): Mandalo vetivety, haingana; mihelina, miserana: Niselatra kely fotsiny…tohiny
Miselisely: na Miseloselo (selisely) mt s.: Mandalo na mipetraka eo anoloan'olona mba hanelingelina azy.
tohiny
Miselontselona: (selontselona) mt. s.: Mandalondalo, mivezivezy eo anoloan'olona.
tohiny
Miselotselotra: (selotselotra) mt. s.: Misalovana ny raharahan'ny hafa, misisika amin' ny.,.
tohiny
Misempotra: (sempotra) mt. s. (misempora): Misanehaka, miehakehaka.
tohiny
Misendaka: (sendaka) mt. s. (misendaha): Miendaka, miala, midifika: Misendaka ho azy ity hodi-kazo ity. ? Miolonolona,…tohiny
Misendoatra: (sendoatra) mt. s.: Tezitra tafahoatra ny mety.
tohiny
Misendrasendra: (sendrasendra) mt. s.: Mifanakaiky;efamby hifanaraka momba ny vidinjavatra iadiam-barotra.
tohiny
Misenotsenoka: (senotsenoka) mt. s.: Variana, sahirana;miheninkenina; dibo-kafaliana.
tohiny
Misento: (sento) mt. s. (misem toa): Mandefa sento: Misento lava io mahantra io, ? Miato kely: Nisento kely izahay…tohiny
Miserana: (serana) mt. s. (miserĂ na): Miseho vetivety dia lasa, mandalo faingana, tsy maharitra: Niserana ihany…tohiny
Misesika: (sesika) mt. p. (miseseha): Misy sesika: Misesika horompotsy io kidoro io ka asa raha ho tianao. 1 Fano:…tohiny
Misesy: (sesy) mt. s. (misese): Mifandimby tsy an-kijanona: Misesy foana ny olona maka fanafody ato izany. ?…tohiny
Misetaseta: (setaseta) mt. s.: Mianjonanjona sy mieboebo.
tohiny
Misetrasetra: (setrasetra) mt. s.: Mihetraketraka feno avona.
tohiny