Litera M
Misavembena: (savembena) mt. s,: Mivezivezy, misavilivily.
tohiny
Misavenavena: (savenauena) mt. s.: Misokatra be, mitanatana, miveraka.
tohiny
Misaveravera: (saverauera) mt. s.: Ratsy fiakanjo, miakanjo mampihanjaka vatana, misarira-pitafy.
tohiny
Misavika: (savika) mt. P. (misauiha): Mandray (omby) amin' ny tandrony na ny vozony dia mandavo azy: Raha miss…tohiny
Misavily: (savily) mt. s.: Mikivilivily, mikapilipily: Aza misavily amin'io rantsan-kazo io ianao sao potraka.…tohiny
Misavoana: (savoana) mt. s. (misavoàna): Miakatra ambony eny amin'ny habakabaka: Nodakany nisavoana ny baolina.…tohiny
Misavoretaka: (savoretaka) mt, s. na p. t.: Mipetraka amin'ny toerana maloto; misotisoty, voretra.
tohiny
Misavoritaka: (savoritaka) mt. s. na p.t.: Tsy milamina, misafotofoto.
tohiny
Misavorovoro: (saoorovoro) mt. s.: Tsy milamina, mikorontana, misaritaka: Misauorovoro be izany volonao izany! * Fiten.:…tohiny
Misavovoka: (savovoka) mt. s.: Enti-milaza ny vovoka miainga mitambolimbolina.
tohiny
Misavovona: (savovona) mt. s.: Miavosa, mifanongoa: Nisy an ton ta-mololo nisavovona teo an-tokotanin'i Dadabe.…tohiny
Misazoka: (sazoka) mt. s. (misazoha): Mitaky tsy an-drariny, an-keriny, maka tsy andrariny: Nisazoka vola tany…tohiny
Misebiseby: (sebiseby) mt. s.: Mihetsiketsika, manonja, mivezivezy: Misebiseby ny vahoaka.
tohiny
Misedisedy: (sedisedy) mt s. (misedisede): Maika, mitaitay, maimay, mirotoroto, mivezivezy etsy sy eroa.
tohiny
Misedra: (sedra) mt. P. (misedrà): Manandrana: Lasa nisedra ilay bisikilety vao novidiny izy. ? Mitsapa: Misedra…tohiny
Misefosefo: (sefosefo) mt. s.: Miaina mafy misesisesy: Misefosefo ilay zaza azon'ny miakatra be ny hafanany. ¶ M.h.:…tohiny
Misehaseha: (sehaseha) mt. s.: Sahisahy, miandranandrana mampiseho avona, mirehareha,
tohiny