Litera M
Mamery: (very) mt.p. (mamereza): Mahatonga ho very ny zo maha-olona afaka:Namery azy mianakauy ilay volan' olona…tohiny
Mamesatra: na Manavesatra (vesatra) mt.p. (mamesara, manavesàra): Manome entana be lanja: Aza dia mamesatra olona…tohiny
Mameta: (veta) mt.p. (mametà): Manazimba, manatsizarizary: Aza mameta ny fahamendrehan'ny sasany toy i-zoo re…tohiny
Mametafeta: (fatal mt p.: Mamotsipotsika fotaka voadity tsars.
tohiny
Mametafeta: (feta) mt.p. (marne ta fe tà): Mamotsipotsika, mamondimpondY.
tohiny
Mametaka: (petaka) mt. p. (mametaha): Man dity, man draikitra amin'ny dity: Mametaka petadrindrina.
tohiny
Mametaka: (fetaka) mt.p. (mametaha): Manisy, man draikitra. • Mandoto, mandity, man draikitra amin'ny dity: Marne…tohiny
Mametraka: (petraka) mt.p. (marne traha) : Manao main' ny toerana anankiray:Mametraka boky eo ambony latabatra.…tohiny
Mametraka: Iza no nanao ny kofafa teto ambony latabatra? ¶ M.h.: Manao tokoa, manao dia manao, mimaso, tsy mivandy,…tohiny
Mametsaka: (fetsaka) mt.p. (ma-me tsaha): Manjera, mandrodana. ? Mampiavosa. 1 Mikopaka, mamely.
tohiny
Mametsapetsa: (petsa) mt.p. (mametsapetsà): Mamonto rano, mahabe fotaka, manaboboka, manakotsa, mahaditsaka, mampangeniheny.…tohiny
Mametsivetsy: mt. s.: Mitovy amin'ny Mametsovetso.
tohiny
Mametsovetso: na Mivetsovetso (uetsovetso) mt.p. (mametsouetsôa, mivetsouetsôa): Mitadidy na misaintsaina ny lasa;…tohiny