Litera M
Misaika: (saika) nit s.: Misoka ao anaty rano: Nisaika tsy ampy telo minitra tao anaty rano ny siny dia feno.…tohiny
Misaiky: (saiky) mt. p. (misai-ka): Manolo olona na zavatra: Rakoto no nisaiky anao tamin'ny ianao tsy tonga.…tohiny
Misaina: (saina) mt. s.: Mampiasa ny saina, ny fahazoana mahazo: Raha mba olombelona misaina koa... 1 Mandinika,…tohiny
Misaingy: (saingy) mt. s. (misainge): Manaja, mitandrina, mikajy, mitandro: Olona misaingy ny voninahiny izy ka…tohiny
Misaka: (saka) mt. p. (misakà): Maka, mihalotra (foza na orana) amin'ny tanana ao anaty lavany. 1 Mandray (lehilahy)…tohiny
Misakafo: (sakafo) mt. s. (misakafoa): Mihinana sakafo: A-min'ny firy ianareo no misakafo amin'ny hariva?
tohiny
Misakaiza: (sakaiza) mt. s. (misakaizà): Mifankatia, tonga sakaiza: Aza misakaiza amin'iny ankizy iny ianao, fa…tohiny
Misakambina: (sakambina) mt. s. (misakambina): Miara-mamindra amin'ny olona iray, ka ny sandrin-tanana alefa hamihina…tohiny
Misakana: (sakana) mt. p. (misakàna): Manisy fefy, vala: Misakana ny filibana ny fivauahana. / Mandrara: Nisakana…tohiny
Misakantsakana: (sakantsakana) mt. p.: Manampontsampona: Misakantsakana ny asako koa ireny mpamangy ireny!
tohiny
Misakelika: (sakelika) mt. p. (misakeleha): Mitondra (zavatra) ao ambany helika: 1-r? zazalahy misakelika boky irS,ue…tohiny
Misakobona: (sakobona) mt. p. (misakobdna): Mirakotra lamba tsy misy miseho ny tenany: Misakobona ao anaty bodofotsy…tohiny
Misakodina: (sakodina) mit. s. (misakod (na): Mivoivoy, mandeha atsp mandeha arj'.
tohiny
Misakonoka: (sakonoka) mt. p. (misakonoha): Mitondra zavatra afenina ao anaty lamba.
tohiny
Misalasala: (salasala) mt. s. (misalasalà): Tsy tapa-kevitra amin'izay tokony hatao: Nisalasala tamin'izay tokony…tohiny
Misalazana: (salazana) mt. s.: Mitono amin'ny havitra misy rantsany.
tohiny
Misalebolebo: (salebolebo) mt. s.: Ta handoa, misondrotsondrotra ny ambavafo. ¶ M.h.: Milebolebo, misalebona, misalembona,…tohiny
Misalebona: (salebona) mt s.: Ta handoa, misondrotsondrotra ny ambavafo. ¶ M.h.: Jer. Salebolebo.
tohiny
Misalehotra: (salehotra) mt. s. (misalehora): Mai.maika foana; sahisahy; miselontselona amin'ny raharahan'ny sasany:…tohiny