Litera M
Misafay: Miala safay, Manao alasafay (safay) mt, s.: (Ity farany no fampiasa matetika indrindra) Manao kely foana…tohiny
Misafelika: (safelika) mt, s. na p.t. (misafeleha): Miolika, miolaka, tsy mandeha mahitsy fa mihodina: Nisafelika…tohiny
Misafo: (safo) mt. s. (misafoa): Mampandalo moramora ny tanana eo ambony zavatra iray: Misafo ny lohany marn…tohiny
Misafoaka: (safoaka) mt. s. (misafoaha): Mitroatry ny hatezerana mafy, entanin'ny hatezerana, tezitra mafy: Nisafoaka…tohiny
Misafofoka: (safofoka) rra. s.: Mianjera. 0 Voan'ny aretintampoka.
tohiny
Misafontina: (safontina) mt. s.: Mihodina miverimberina, miverina indray (zavatra efa la-sa): Nisafontina indray…tohiny
Misafosafo: (safosafo) mt. s. (misafosafoa): Mandambolambo zavatra amin'ny tanana: Nisafosafo ny lohan-janany Rasoa.…tohiny
Misafotaka: (safotaka) mt. s.: Misy loto mifotetaka: Mahatsikaiky ny mijery ny tarehin'ny zazakely misafotaka rehefa…tohiny
Misafotofoto: (safotofoto) mt. s. (misafotofotoa): Mikorontana izaitsizy: Misafotofoto loatra ireto boky ireto fa…tohiny
Misahala: (sahala) mt.p.: Mampitovy torosy, manome ny tsirairay izay tokony ho anjarany; manao elanelam-panahy.…tohiny
Misahana: (sahana) mt. P. (misahàna): Miandraikitra, manatrika, mamonjy raharaha maro miaraka: Tsy afaka hisahana…tohiny
Misahindrahindra: (hindrahindra) mt. s.: Jar. Mihindra-:rindra.
tohiny
Misahirana: (sahirana) mt. s. (misahiràna): Manao asa mamizana, manasatra: Aza misahirana manao sakafo ho ahy ianareo…tohiny
Misahoahoa: (sahoahoa) mt. s.: Mikiakiaka tsy misy antony; miantso vonjeo tsisy antony.
tohiny
Misahotaka: (sahotaka) mt. s.: Taitaitra, sy misavoritaka ka toa tsy bita izay hatao: Nisahotaka ny saiko raha van…tohiny