Litera M

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Mirombaka: (rombaka) mt. s, (mirombaha): Maka an-keriny. tohiny
Miromborombo: (romborombo) mt. s.: Misy romborombony mitarozadrozaka, tohiny
Mirombotra: (rombotra) p.t.: Rovitra, rombina. tohiny
Miromodromotra: (romodromotra) mt, s.: Misy nifinifiny ohatra ny tsofa na taratasy ratsy farana. 0 h,o,: Mirintona tezitra…tohiny
Miromoromo: (romoromo) p, t.: Mitarozadrozaka. tohiny
Mirona: (rona) mt. s.: Mihilana miankavia na miankavanana na somary miondrika, miraika, mitongilana: Miro-na…tohiny
Mironaka: (ronaka) mt. s. (mironaha): Tia fatratra, matimpitia: Efa ela no fantatro ho nironaka tamin'iny zazalahy…tohiny
Mirondrarondra: (rondrarondra) mt. s.: Mirazorazo, miraviravy: Mirondrarondra ny ravin. ny hazomalahelo. tohiny
Mirondrorondro: (rondrorondro) p.t.: Mivindfmbindina, mibinabinaka (tarehy). tohiny
Mirongaronga: (rongaronga) rat. s.: Mitombo haingana, maroroka izaitsizy ao anatin' ny fotoana tsy ela: Mirongaronga…tohiny
Mirongatra: (rongatra) mt, s.: Miseho indray miaraka (entimilaza indrindra ny aretina misy votrovotro, toy ny kitrotro,…tohiny
Mirongirongy: (rongirongy) mt. s. (mirongirongia): Manao ditra, mikiry, mikiribiby. tohiny
Mirongo: (rongo) p.t.: Misy vakana ny sisiny (lamba). 0 mt. p. (mirongoa): Mitondra eny amin'ny tena: Mirongo…tohiny
Mirongotra: (rongotra) mt. s. (mirongota): Mitondra zavajavatra maro mampananosarotra ny tena, mitondra ankizy kely…tohiny
Mironjina: (ronjina) mt. s.: Mianjera any anoloana toa misy manosika. tohiny
Mirontona: (rontona) mt, s.: Mandeha haingana, mihazakazaka dodona. tohiny
Miropiropy: (ropiropy) mt. s.: Mivelona mahantra fadiranovans. tohiny
Miropy: (ropy) mt, s.: Mitakoko, mipetraka manjokaiky. ? h,i.: Mialoka: Izany, rahauako, no roa lahy milanja…tohiny
Miroraka: (roraka) mt. s.: Miketraka, migedragedra, mitambotsotra: Miroraka ny tady. / Miroraka ny kibon'ir? olona…tohiny
Mirorika: (rorika) mt, s.: Miketraka, miborerarera. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0276