Litera M

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Miroatra: (roatra) mt. s. (miroata): Miseho betsaka indray miaraka: Miaramila ampolony maro no niroatra nivoaka…tohiny
Miroba: (roba) mt. p. (mirobĂ ): Maka tsy miera. tohiny
Mirobaka: (robaka) p.t.: Loaka, gorobaka. 0 Milentika, mitsofoka anaty lavaka. tohiny
Mirobiroby: (robiroby) mt. s.: Miara-mifalifaly, miravoravo. tohiny
Miroboka: (roboka) mt. s. (miroboha): Midina ao anaty rano: Aza miroboka ao anaty rano vao maraina ianao fa sao…tohiny
Mirobona: (robona) p.t.: Maniry tsara ka midoroboka fatratra. tohiny
Mirodaka: (rodaka) mt. s.: Mandanilany foana, mitobatoba (mitovy amin'ny mandrodaka ihany). tohiny
Mirodana: (rodana) mt. s. (mirodĂ na): Mianjera ambony ambany, mikoa, mihotsaka: Nirodana ny tambohonay azon'ny…tohiny
Mirodaroda: (rodaroda) p.t.: Manan-toetra mpandanilany foana. tohiny
Mirodona: (rodona) mt s. (miroddna): Miara-mandeha, miara-mihira indray miaraka. tohiny
Mirodorodo: (rodorodo) mt, s. (mirodorodoa): Mandeha maso miaraka na mirimorimo ka mitabataba be amin' izany: Inona…tohiny
Mirofatra: (rofatra) p, t.: Maraorao, marokoroko. tohiny
Mirofotra: (rofotra) mt, s.: (Kitrotro, bonibony...) Miseho mibontsimbontsina na mipoapoaka betsaka. tohiny
Mirohona: (rohona) mt. s.: Mikotroka, na midaondaona any lavitra mandeha miara-be. tohiny
Mirohotra: (rohotra) mt, s. (mirohota): Miara-mandeha ma-ro be, mizotra miara-be: Ra-ha vao nahare ny mozika nitatatata…tohiny
Mirohy: (rohy) mt. s.: Mifatotra mafy. tohiny
Miroka: (roka) p.t.: Mikitoantoana, miavo miiva. tohiny
Mirokoroko: (rokoroko) Maraorao. tohiny
Miroky: (roky) mt. s. (mirokia): Tsy miteny mahitsy, tsy manonona tsara. tohiny
Miroma: a.: Zavamaniry fihinam-boa. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0257