Litera M
Mirimorimo: (rimorimo) mt. s. (mirimorimoa): Miezaka, mihazakazaka, miriotra, mimaona: Mirimorimo ny soavaly, *…tohiny
Mirindra: (rindra) mt. s.: Milamina, milanto: Mirindra tsara ny fianarana eto aminay. . 1 Mifanaraka: Mirindra…tohiny
Mirindrina: (rindrina) mt. s.: Mikatona, tsy mivoha: Nirindrina ny tranonareo tamin' ny izahay nandalo. • Tsy mivoaka…tohiny
Miringiringy: (ringiringy) mt. s. ( miringiringia): Miteronterona, mitsangana amin'ny rantsantongotra: Niringiringy…tohiny
Mirintona: (rintona) mt. s.: Miala tampoka, tezitra: Lasa nirintona Rakoto raha vao nahare izany teny izany.
tohiny
Miriorio: (riorio) mt. s. (miriorioua): Mirenireny, mandehandeha tsy misy toniany, mirendrena, mivoivoy. ? Mivily…tohiny
Miriotra: (riotra) mt. s. (miriota): Mihazakazaka mafy, mimaona: Niriotra ilay soavaly ka saika tsy voatanan'ilay…tohiny
Miripaka: (ripaka) p.t.: Voany betsaka; maty daholo, ringana, levona, lany: Niripaka ny akoho tao an-tanàna tratran'ny…tohiny
Mirisarisa: (risarisa) mt. s. (mirisarisà): Mamindra miadana tsy maka sarotra ary miretareta.
tohiny
Miritarita: (ritarita) p.t.: Be kibo (fiteny indrindra amin' ny vehivavy bevohoka).
tohiny
Miritirity: (ritirity) mt. s.: Mandeha miridiridy ary maika: Rehefa manao zavatra izy miritirity foana.
tohiny
Miritsoka: (ritsoka) mt. s. (miritsoha): Mibitsika, milaza zavatra mangingina. 0 h.i.: Ity rivodrovotra an-tanin'…tohiny
Mirivirivy: (rivirivy) p.t.: Entimilaza famelezana sesilany, ka tsy fampiasa raha tsy miaraka amin'ny teny toy ny…tohiny
Miroa: (roa) mt, s.: Tsy fiteny afa-tsy raha miaraka amin' ny teny toy ny hoe hevitra, saina, tany, fonenana,…tohiny
Miroahana: (roahana) mt. s.: Misalasala, sanganehana, mihambahamba tsy matoky te-na: Niroahana be ihany izy alohan'ny…tohiny
Miroandroana: (roandroana) p. t.: Finaritra, mianoka amin' ny fiadanana.
tohiny