Litera M
Miretaka: (retaka) mt, s. (miretaha): Mikoa, mirodana: Niretaka ny tamboho noho ny orana. 1 Mipetraka na matory…tohiny
Miretareta: (retareta) mt. s. (miretaretà): Mitaredretra, mitavozavoza.
tohiny
Miretidretika: (retidretika) mt. s. na p.t.: Misafotofoto, mikotikotika, tsy milamina, misomaradirnbana.
tohiny
Miretsika: Miretsidretsika (retsika) mt. s.: Manche volivoly. 1 Mihahohaho be dia be mihetsiketsika: Miretsidretsika…tohiny
Mirezareza: (rezareza) mt. s. (mirezarezà): Mandeha miadana misonanina manketsy sy mankaroa.
tohiny
Mirezatra: Mirezadrezatra (rezatra) mt. s. (mirezadrezata): Mitezitra, miteny an-katezerana, mitrerona.
tohiny
Miriadriaka: (riadriaka) Falifaly tafaraka.
tohiny
Miriadriatra: (riadriatra) mt. s.: Mandeha na manao zavatra amin-katezerana arahim-pihetsika mitratrevatreva tsy misy…tohiny
Miriandriana: (riandriana) mt. s.: Milalao, mikarenjy, miriariaria.
tohiny
Miriaria: (riaria) mt. s. (miriariaua): Mikarenjy sy milalao amin-kafaliana: Miriaria eran'ny ala ny voron-kely.…tohiny
Miriatra: (riatra) mt. s. (miriata): Mandositra. ? Lasa mirintona: Notenenina kely fo-ana ny anao dia niriatra.…tohiny
Miribariba: (ribariba) p.t.: Mirotarota tahaka ny kibo be ; mikonesanesa rehefa mandeha.
tohiny
Miridana: (ridana) mt. s. (miridàna): Milefa mandositra betsaka indray miaraka: Niridana ny mpianatra raha uao…tohiny
Miridiridy: (ridiridy) mt. s. (miridiridia): Henjana tsy mety miketraka: Miridiridy loatra io tady io. ? Mijoro…tohiny
Mirifatra: (rifatra) mt. s. (mirifata): Mandositra, milefa, manidina: Nirifatra niaraka tamin'izay ireo andiam-borona.…tohiny
Mirijarija: (rijarija) p.t.: Avo, tsara bika, maradondradona: Tovolahy mirijarija.
tohiny
Mirikarika: (rikarika) p.t.: Miranirany, mitringitrir.gy.
tohiny
Mirimodrimotra: (rimodrimotra) mt. s. (mirimodrimota): Miala amin-katezerana sady mirintona.
tohiny