Litera M
Mamelona: (velona) mt.p. (mamelàma): Mahatongaho velona; manome ainsi: Ny fanahy no mamelon ny uatana ~ Miahy,…tohiny
Mamelovelo: (velovelo) mt. s.: Miseho na hitamanjavozavo, manelohelo: Misy sary mamelovelo ao an-tsaina raha mamaky…tohiny
Mamely: (vely) mt.p. (mameléza): Mikapoka: Namely ny zanako tamin'ny tehina ianao. ? Manisy: Mamely totohondry…tohiny
Mamely: mihinana ny ilany: Nanija ny mofo ny voalauo, / Manila jzany orana izany, 1 Mitoetra, mijoro eo akaiky,…tohiny
Mamenavena: (venavena) mt.p.: Manokatra, mampitanatàna.
tohiny
Mamendrampendrana: (pendra-na) mt.s.: Jemby. • Mande-fa hazavana mahajemby, ma-mono maso; mampanjambena.
tohiny
Mamendrana: (vendrana) mt.p. (mamendràna): Manokatra, mamadika ny hodi-maso. ? Marne raka ro a.
tohiny
Mamendrivendry: (vendrivendry) mt. p. (mamendriuendre): Mampitotototo tsy misy antony; mamitaka
tohiny
Mamendrofendro: (fendrofendro) mt.p. (mamendrofend roa): Manao izay hampitombo alahelo, hampitomany, hahatonga hifararemotra:…tohiny
Mameno: (feno) mt.p. (mamenoa): Manenika, mahahenika: Mameno ny trano ny fofon' izany fanafody izany. ? Manototra:…tohiny
Mamentimpentina: (pentina) mt.p. (maman timpentena): Mandoto, manasolitika, ma• nasotitika, mamandambandana.
tohiny
Mameofeo: (feofeo) mt. s.: Entimilaza fofona mahery na setroka mamely ka mamp angagaka ny tendit; maka tenda.…tohiny
Mameraka: (veraka) mt.p. (mameràha): Mamaky roa, manokatra. ~ Mandoatra ny tsinain'ny biby vonoina, mitory. 1…tohiny
Mameravera: (veravera) mt.p. (mamerauara) : Manatsikera, mamohavoha, manasaratsaraka.
tohiny
Mamerina: (verina) mt.p. (mamerena): Milaza indray: Ma-marina ny teny lazaina ny ako. ~ Manao fanindroany: Tsy…tohiny
Mamerovero: (vero) p.t: Mandrara-pofona manitra: Voninkazo mamerovero. ? Malaza. * Ohab.: Teo tsy manitra ka lasa…tohiny