Litera M
Miravona: (ravona) mt. s.: Voatototra ka manjary mitovy tantana; tsy misy avo sy iva; voalamaka; mitovy: Efa mirauona…tohiny
Miravoravo: (rauorauo) mt. s. (miravoravoa): Mifalifaly.
tohiny
Miray: (iray) mt. s. (miraisa): Mikambana:Tsy miray amin' olona ratsy fanahy tahaka an'ireny aho. ? Miombona…tohiny
Mirazorazo: (razorazo) p. t.: Mikiraviravy.
tohiny
Mirazorazo: (razorazo) p.t.: Miraviravy misy miromborombo betsaka. ¶ M,h.: Miraviravy, mikiraviravy, mirazorazo,…tohiny
Mirazotra: a.: Tsipika mitovy elanelana hatrany amin'ny tsipika iray hafa: Ny tsipika AB dia mirazotra amin'ny…tohiny
Mirebaka: (rebaka) mt s.: Miraratra, miedinedina amin' ny akanjo mikobankobana sy mirefarefa.
tohiny
Mirebareba: (rebareba) mt. s. na p. t.: Mitaritarika amin'ny tany: Tianao ue ny akanjo mirebareba? ? Mitondra akanjo…tohiny
Mirebika: (rebika) mt, s. (mirebiha): Mandihy mitsinjaka. * Mandihy mampihetsika ny vatana sy ny sandry ara-ba.…tohiny
Miredaka: (redaka) mt. s.: Mirehitra misy lelafo mijoalajoala: Tsy ampy toy inona, dia niredaka ilay trano tafo…tohiny
Miredareda: (redareda) mt. s.: Misy lelafo be mahafinaritra sy maharitra: Aza ampiana kitay intsony, fa efa miredareda…tohiny
Mirediredy: (rediredy) mt. s. (miredirede):Miteniteny foana tsy misy heviny, mibedibedy foana, very saina: Mirediredy…tohiny
Miredona: (redona) mt. s. (redona): Maneno miaraka: Miredona ny konseritra. 1 Mihira na mikiakiaka mafy indray…tohiny
Mirefaka: (refako) mt. s.: Mitaritarika mifafa amin'ny tany: Tokony hotapahina ity rantsana mirefaka ity.
tohiny
Mirefarefa: (refarefa) mt. s. (mirefarefà): Mitaritarika: Mirefarefa ny akanjonao. 1 Misafosafo, mandalo akaiky:…tohiny
Mirefotra: (refotra) mt. s. (mirefota): Mitriatra, mitefoka: Mitriatra, mirefotra ny rantsan-kazo. 1 Mipoaka: Mirefotra…tohiny