Litera M
Miranirany: (ranirany) p.t.: Sady maro no mitrikitriky: Mahia loatra ity zaza ity fa tsapa miranirany ny taolany,…tohiny
Miranorano: (ranorano) p. t.: eiteny amin'ny volo mirakaraka, mihaha.
tohiny
Mirantiranty: (rantiranty) mt. s. (mirantirantia): Mitandahatra amin'ny toerana avo na mora hita ka tazana avy lavitra…tohiny
Mirantsana: (rantsana) p. t.: Misy rantsana: Mirantsana fito ity fanaovanjiro ity.
tohiny
Miraoka: (raoka) mt.: Maka sy manongotra ahitra amin'ny vava toy ny fanaon'ny omby, ondry, sns...: Zanak'omby…tohiny
Miraona: (raona) mt s.: Mandefa feo maro miaraka sady mafy: Andeha isika hody razandry / (..); ny kotroka injany…tohiny
Miraondraona: (raondraona) mt. s.: Miara-maneno mahafinaritra, miredona.
tohiny
Miraotra: (raotra) mt. p.: Fiteny amin'ny biby mihinana ny ahitra na ny laingon-javamaniry eny an-tsaha: Miraotra…tohiny
Mirapaka: (rapaka) mt. s na p. t.: Tafintohina ka latsaka any anaty lavaka, mitsofoka tampoka ao anaty lavaka;…tohiny
Miraparapa: (raparapa) mt. s.; Mandeha na mamindra tsy mahita izay hodiavina ka mitsapatsapa; mandeha amin'ny maizina:…tohiny
Miraraka: (raraka) mt. s.: Mianjera na mihintsana ka miely: Nisy ranomanitra niraraka teto. / Niraraka teto ny…tohiny
Mirary: (rary) mt. s. na p.t.: Vita rary: Rindra mirary ny tsihy. • Voamboatra, voavitrana: Efa mirary izao…tohiny
Mirary: (rary) mt. p. (miraria): Mangataka faherezana na fandresena ho an'ny mpiady amin'ny alalan'ny hira,…tohiny
Miratra: (ratra) p. t.: Enti-milaza ny volana izay tsy boribory intsony fa efa nahabangana: Hefarana izay no…tohiny
Mirava: (rava) mt. s. (miraud): Mivoaka ny fianarana, ny trano fiasana: Amin'ny dimy no miraua ny mpiasa. 1…tohiny
Miravaka: (ravaka) mt. s. na mt. p. (miravaha): Misy na mi-tondra ravaka: Mirauaka ny efitrano. •Mitondra: Miravaka…tohiny
Miraviravy: (raviravy) mt. s. (miraveraveza): Mihantona, mikiramborambo: Tapaho io hoditra mirauirauy ia. - F.-p.:…tohiny