Litera M
Mipololotra: (pololotra) mt. s. (mipololora): Mivoaka be dia be na misesika betsaka: Injay manako moramora / toa…tohiny
Mipongatra: (pongatra) mt. s.: (mipongara): Miseho.
tohiny
Mipopopopo: (popopopo) mt. s.: Mifofofofo: Rivotra mipopopopo.
tohiny
Miporaretra: (poraretra) mt. s. (miporareta): Mandre maharary mafy noho ny mandalo.
tohiny
Miporetaka: (poretaka) mt. s. (miporetaha): Mietry, mipetraka, mivareraka amin'ny tany. .
tohiny
Miporetika: (poretika) mt. s. (miporetaha): Mifangaro, misafotofoto;miparitaka.
tohiny
Miporetsika: (poretsika) p.t.: Be fotaka, marihitra.
tohiny
Miporiatra: (poriatra) mt. s. (miporiata): Mandositra; mipariaka (toy ny an diam-borona voakotaba) ; miporitika.…tohiny
Miporipory: (poripory) p.t.: Mahantra fadiranovana.
tohiny
Miporitika: (poritika) mt. s. (miporitiha): Mifantsitsitra, mipariaka, mipitika hatraiza hatraiza. ? h.o.: Mangovitry…tohiny
Miporitsaka: (poritsaka) mt. s. (miporitsaha): Mianjera avy eny an-tanana tsy hita akory: Lazainy fa niporitsaka…tohiny
Miporoatra: (poroatra) p.t.: Mihoa-pefy.
tohiny
Mipororoatra: (pororoatra) mt. s. (mipororoata): Mihoatra, mihoa-pefy. • Lasa na tonga manao rodobe.
tohiny
Miporotsaka: (porotsaka) mt. s. (miporotsaha): Mianjera mitsoriaka, mikorotsaka: Loza fa niporotsaka ilay zaza nobabeny.…tohiny
Miposaka: (posaka) mt. s. (miposaha): Miseho ho hita: Nisy lain-tsambo niposaka ter? amin'ny farauodilanitra.…tohiny
Mipotika: (potika) mt. s.: Mizarazara: Mipotika loatra ny louanay ka kely bitika ny anjaran-drery. ~ Manakiana,…tohiny
Mipotikana: (potikana) mt s. (mipotikàna): Mandositra na miala tsisy mahita; miporitsaka; mibolila: Rakoto ve? mpiboiilalila…tohiny