Litera M
Mipasaka: (pasaka) mt. s.: Mipariaka ho vakivakiny maro: Mipasaka ny bainga rehefa atsipy amin'ny angady. ? Mitresaka,…tohiny
Mipasoka: (pasoka) mt. p. na p.t. (mipasoha): Mandama, mandambolambo, manindry amin'ny vy hafanaina: Maika izy…tohiny
Mipatrapatraka: (patrapatraka) mt. s.: Mianjera mitete mahalankalana toy ny patrakala any anaty hazo: Mipatrapatraka…tohiny
Mipatsitsitra: (patsitsitra) mt. s.: Mifantsitsitra, mitifitra sady miely.
tohiny
Mipelapelaka: (pelapelaka) p.t.: Sady be velarana no talesaka: Ravinkazo mipelapelaka
tohiny
Mipelipelika: (pelipelika) mt. s. (mipelipeleha): Mihetsiketsika, mikivilivily ats? sy ar?: Mipelipelika foana ny…tohiny
Mipempena: (pempena) mt. s.: Mivezivezy mankatsy mankaroa noho ny hatairana, mitotototo atsy sy aroa.
tohiny
Mipendimpendina: (pendimpendina) p. t.: Rakotra pentina.
tohiny
Mipendrampendrana: (pendrampendrana) mt. s.: (kintana) Mandefa hazavana toa mipararetra: Variana nijery ny kintana nipendrampendrana…tohiny
Mipenimpenina: [penimpenina] Sahiran-kevitra ka mivezika atsy mivezika eroa, mipoka atsy mipoka aroa.
tohiny
Mipentimpentina: (pentimpentina) mt. s.: Misy pentina, loto, tentina: Mipentimpentina mena ny tarehiny. ? Mifotetaka,…tohiny
Mipentina: (pentina) mt. s.: Misy pentina: Mipentina ny akanjonao (mipentimpentina anefa no fiteny kokoa amin'…tohiny
Mipentsompentsona: (pentsompentsona) mt. s. (mipentsompentsdna): Mitsaontsaom-bava, mitaria.
tohiny
Mipepipepy: (pepipepy) mt. s.: Mivezivezy mankatsy mankaroa noho ny hatairana na ny haverezan-tsaina ka tsy mahita…tohiny