Litera M

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Mamboana: (boana) mt.p. (mamboàna): Mamoha varavarana an-tratreva ka mitera-ka feo mikotrokotroka. tohiny
Mamboatra: Manamboatra (voatra) mt.p. (mamboàra): Manao, manome endrika: Manamboatra trano. ~ Manomana, mikarakara:…tohiny
Mamboba: (bobo) mt.p. (mambobà): Mividy mora dia mora. tohiny
Mamboly: (voly) mt.p. (mambole): Mamafy voa na manatsatoka taho mba haniry:Mahereza mamboly vary ianareo. 1 Manao…tohiny
Mambomba: (bomba) mt.p. (mambomba) : Mandrakotra (filaza ny reny misakobona ny zanany ao anaty lamba, eo am-pofoany),…tohiny
Mambonoka: (bonoka) mt.p.: Manarona (olona) hafana. tohiny
Mambontsimbontsina: (bontsina) p.t: Misy mivotrovotro, mana orofotra. tohiny
Mamboraka: (boraka) mt p. (mamboraha): Milaza ny zavatra miafina ao am-po:Namboraka tamiko ny fikasany hanao Mpiasan'Andriamanitra…tohiny
Mamborona: (borona) mt.p.: Mandany tanteraka, manapitra, mamongana: Ny loka no namborona an-dRakoto. tohiny
Mambory: (bory) mt.p. (mamboria): Manao izay hahabory, izany hoe, manapaka ny rantsana na kitamby amin' ny zavatra…tohiny
Mambosibosika: (bosika) mt.p. (mambosiboseha): Mihinana manao be am-bava, miosanosana sy mandrapadrapaka: Nambosibosika…tohiny
Mambosy: na Manambosy (ambosy) mt p. (mambosia, manambosia): Mankahery: Nanambosy tsara ny mpianatra izy talohan'ny…tohiny
Mambotry: (botry)mt.p. (mambo tria) : Mandany izay ananana: Tsy tsara ny mambotry ny ray aman-d ren y. tohiny
Mamefika: (fefika) P. (mamefeha): Manao izay haharendrika (noho ny antony samihafa): Namefika ny sambony an-tsitrapo…tohiny
Mamefy: (fefy) mt.p. (marne-fa): Manisy fefy, vala. zavatra miaro manodidina: Mamefy ny saha tohiny
Mamehy: (fehy) mt.p. (mameheza): Mamatotra: Efa mamehy en fana izy fa handeha ¶ M.h.: Mifehy, mamatotra, mamona,…tohiny
Mamela: (vela) mt.p. (mamelà): Manajanona: Iza no namela io angady io teny an-tokotany? ~ Mandao: Namela zaza…tohiny
Mamelana: (felana) nits.: Vaky felana, izany hoe mivelatra ireo ravina tsirairay amin' ny voninkazo. tohiny
Mamelapelatra: na Manapelapelatra (pelatra) mt.p. (marnelapelara, manapelapelara): Manisy tehamaina, mamely amin'ny…tohiny
Mamelatra: (velatra) mt.p. (mamelàra): Mamaia hitsotra tsara: Mamelatra karipetra handiauan'ny mpanambady ny tompontrano.…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0134