Litera M
Minemonemona: (nemonemona) mt s.: Mihaminkamina somary mievotrevotra kely eny ambony soavaly na filanlama.
tohiny
Minendonendo: (nendonendo) p. t.: Mangirangirana, mandina, mihilontrilona: Minendonendo ery ny loha solan'i dadabe.…tohiny
Minenonenona: (nenonenona) mt. s.: Mimenomenona.
tohiny
Mingadona: (ngadona) mt, s. (mingadôna): Enti-milaza ny fanoto midoboka mafy relie-fa mitoto vary: Injay misy fanoto…tohiny
Mingenongehona: (ngenongenona) mt, s. (mingenongendna): Mimenomenona, manao teny an'orona noho ny tsy fahafaliana, mingonongonona.…tohiny
Mingitrika: (ngitrika) mt. p. (f. s. b,): Tsy tonga mianatra, tsy tonga miasa: Ningitrika indray Isambilo androany.…tohiny
Mingodona: Mingodongodona (godona) mt. s. (mingaddna): Mirohondrohona, maneno, manao tabataba mafy rehefa mamindra:…tohiny
Mingodongodona: Jer. Mingodona.
tohiny
Mingonona: (gonona) mt. s. (mingoniina): Manao teny an'orona na avy any an-tenda toa mimonomonona. ~ h. i.: Manao…tohiny
Mingonongonona: (ngonongonona) mt. s. (mingonongond na): Milaza na manonona teny tsy mazava tsara fa ao am-bava fotsiny.…tohiny
Mingorodona: (ngorodona) mt. s. (mingoroddna): Mirohondrohona noho ny famindra.
tohiny
Minia: (nia) mt. s. (miniva): Manao an-tsitrapo: Ninia nanosika ahy fotsiny izao izy raha nandalo teo akaikiko.…tohiny
Mininginingina: (inginingina) mt. s. (mininginingtna): Mitsangana amin'ny toerana iray ka ny loharantsana no mitondra…tohiny
Minisitera: (fr. ministère) a.: Sampan-draharaha ambony indrindra ao anatin'ny Governemanta: Ny minisiteran' ny…tohiny
Minisitra: (fr. ministre) a: Mpiandraikitra ambony mitana minisitera anisan'ny Governemanta na ny Filan-kevipanjakana:…tohiny
Minitinitika: (nitinitika) mt. s.: Maimay hanao zavatra amim-pieboeboana.
tohiny
Minitinity: (nitinity) mt. s.: Mandeha miseho ho be ebo sy be h ;mbo.
tohiny