Litera M
Mikotsetsotsetso: (kotsetsotsetso) mt. s,: Mipentsompentsona sy mitsatsaingontsaingon-teny. ? Mandeha haingana, mateti-pamindra,…tohiny
Mikoviaviaka: (koviaviaka) mt.s.: Filazana ny soavaly rahefa maneno.
tohiny
Mikovilavila: (kovilavila) mt. s. na p. t.: Tsy mahitsy fa miolikolika, na manketsy mankeroa: Mikouilaoila ny soratry…tohiny
Mikoy: (koy) mt. s. (mikoiza): Manaiky fa resy: Nasian'ny miaramila mafy ny fahavalo ka nikoy. ? Miaiky na…tohiny
Mikraoby: (fr, microbe) a.: A-narana ankapobe iantsoana ireo zavamananaina na zavamaniry kiritika kely, tokantsela,,…tohiny
Mila: (ila) mt. p. (milà): Mitaky zavatra tsy azo avela: Mi-la rivotra ny zavamananaina mba hiainany. • Mangataka:…tohiny
Mila: Mila ady, miharana ady, mitoha ady, mandranto ady, manenjan-tsandry, mihaika, mihantsy ady, mila kisa,…tohiny
Miladilady: (ladilady) mt. s.: Mitady hitsofotsofoka, hisisika: Tandremo fa mbola hiladilady any aminao any iny…tohiny
Miladitra: (laditra) mt. s. (miladira): Mandeha na manao zavatra miadana dia miadana: Hosoloako mihitsy io mpiasa…tohiny
Milafidofika: (lofidofika) mt. s.: Miondrikondri-doha noho ny harerahana, torimaso na hainandro.
tohiny
Milafika: (lafika) mt s. (milafiha): Misy lafika: Tsy afaka manoratra aho raha tsy milafika ny taratasy. • Milozoka,…tohiny
Milafolafo: (lafolafo) mt. s.: Mihetsiketsika, mihoalahoala (mba hisintonana ny mason' ny olona, mba hanangoly):…tohiny
Milahatra: (lahatra) mt. s. (milahara): Mijoro manaraka tsipika mahitsy: Milahatra tsiroaroa ny mpianatra.
tohiny
Milaika: (laika) mt. s. (milaikà): Mandeha miadana dia miadana ka misy fihetsehana kely atao. 1 Mandihy amimpahamendrehana,…tohiny
Milaiko: na Milaikolaiko' (laikolaiko) mt. s.: Mamindra somary miandranandrana na miangolangola.
tohiny