Litera M

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Mikondendy: Mikondendina, Mikorandendina (kondendy) mt. s. (mikondende, mikondendena, mikorandendena): Misaritaka…tohiny
Mikonesa: (konesa) mt. s. (mikonesà) : Mandeha midaidaika mirisarisa somary sempotsempotra noho ny halehibeazana:…tohiny
Mikonetaka: (konetaka) mt, s. (mikonetaha): Mihantahanta, miangentsangentsana: Mikoneta-dava ny zana-dRakoto. tohiny
Mikonfesy: (konfesy) mt. P. (mikonfese) (fiv, kat.): Milaza ny fahotana amin'ny pretra solontenan' Andriamanitra…tohiny
Mikononkonona: (kononkonôna) mt. s. (mikononkonbna): Manafinafina, manakontakona. ? Manao zavatra an-takona, an-katakonana.…tohiny
Mikopaka: (kopaka) mt. s. na mt. p. (mikopaha): Mihetsiketsika tsofin'ny rivotra: Mikopaka ny saina. ? Manetsiketsika…tohiny
Mikopandry: (kopandry) mt. s.: Manosoka na manatsika ny maty maso amin'ny voa nambolena. tohiny
Mikopetaka: (kopetaka) mt. s.: Mihafisaka no sady mihamitampisaka be. tohiny
Mikopia: (kopia) mt. p. (mikopiaza): Mandika mitovy tsara amin'ny taratasy hafa, manao dikasoratra. tohiny
Mikopilapila: (kopilapila) mt. s. (mikopilapilà): Mandeha mivilavila sy mitsivaka. tohiny
Mikopoka: (kopoka) mt. s. (mikopoha): Mikofoka, mihetsika mahery manohitra izay mibeda na mamatotra ny te-na:…tohiny
Mikoràka: (koràka) mt. s.: Enti-milaza ny feon'akohovavy avy nandatsaka (atody) na notairina, tohiny
Mikorana: (korana) mt, s.: Miresaka falifaly. tohiny
Mikorandendy: (korandendy) mt. s. (mikorandende): Misafotofoto. ? p.t.: Maloto, misotisoty. tohiny
Mikorapaka: (korapaka) mt. s. (mikorapaha): Sady taitra no maika hanao, mirotoroto, dodona: Nikorapaka namonjy ny…tohiny
Mikoraraika: (koraraika) mt. s.: Mamoaka feo manokana, enti-milaza ny akohovavy mikotrika rehefa voakotaba vo amin'ny…tohiny
Mikorataba: (korataba) mt. s.: Enti-milaza feo maromaro miaraka mihora-pifaliana. tohiny
Mikoratata: (koratata) mt. s.: Enti-milaza feo mafy tapatapaka, mipoapoaka toy ny tongo-tsoavaly mandeha amin'ny…tohiny
Mikoretika: (koretika) mt. s. (mikoreteha): Mikorontana, misafotofoto, misavorovoro, mitsiporetika, mirango-tsa•…tohiny
Mikoretsika: (koretsika) mt. s.: Mihahohaho. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0923