Litera M

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Miketrika: (ketrika) mt. s. (miketreha): Mangotraka, mandevy: Miketrika ny rano. ? Mirohondrohona, mikotrokotroka:…tohiny
Miketriketrika: (hetriha) mt. s.: Mitomany lava, mifararemotra, mikoneta-dava. ¶ M.h.: Miketaketa. tohiny
Miketrona: (ketrona) mt. s. (miketrdna): Misy ketrona, lefiravina, fiforetan'ny lamba amin'ny tenany ihany: Tsy…tohiny
Miketsoketso: (ketso) mt. s.: Miteniteny foana milaza izay tsy tokony holazaina, mipentsompentsona. tohiny
Mikevoka: (kevoka) mt. s.: Mieboebo. tohiny
Mikezaka: (kezaka) mt. s. (mikezaha): Mihakely, mihamifintina, mihamanify. ? Manao araka izay azo atao, manao…tohiny
Mikiaka: (kiaka) mt. s. (mikiaha): Manao feo taitra mikarantsana mafy: Nikiaka tohana ilay feo dia tsy heno in…tohiny
Mikiaka: (kiaka) mt. s.: Misoritra, misy kiaka: Mikiaka ity fitaratra ity ka tsy tiako fa itsy no hovidiko. tohiny
Mikiakiaka: (kiaka) mt. s. (mikiakiaha): Miantsoantso mafy mankarenin-tsofina: Tsy mba mihira io vehivavy io fa…tohiny
Mikianja: (kianja) mt. s.: Miriaria eny an-kalamanjana: "Ny vorona isan-karazany dia mihira sy mikianja eran'ny…tohiny
Mikibontana: (kibontana) mt. s.: Mivonto, mibibaka. tohiny
Mikidanodanoka: (kidanodanoka) mt. s.: Mamindra malako, midoladola. tohiny
Mikidona: (kidona) p.t.: Malalaka, migodana. tohiny
Mikidondona: (kidondona) mt. s.: Maneno toy ny feon-javatra hoboka aty. tohiny
Mikifakifaka: (kifakifaka) mt. s.: Mihataka an-katezerana. tohiny
Mikifika: (kifika) mt. s.: Tsy manaiky, mandà, manodina ny loba ho mariky ny fandavana. tohiny
Mikifina: (kifina) mt. s.: Mamoaka fofon'aina any an' orona. ? Tezitra amy,.. tohiny
Mikihaihay: (hihaihay) mt. s. (mikihaihaiza): Mamazivazy, • manao vosobosotra hangaronan-dela. tohiny
Mikija: (kija) mt. s. (mikijà): Latsaka tsy misy fiatoana (orana, erika): Nik?a nandritra ny herinandro ny erik…tohiny
Mikikikiky: (kikikiky) mt. s. (mikikikikia): Mihomehimehy foana: Mikikikiky lava io zazavavy io. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0246