Litera M
Mikaroka: (karoka) mt, p. (mikaroha): Mitady fatratra: A-diny telo aho nikaroka ilay vola very. 1 Mikiky: Misy…tohiny
Mikasa: (kasa) mt, s. (mikasà): Mihevitra mialoha, manampo: Mikasa handeha aho rahampitso, ? Manapa-kevitra;…tohiny
Mikasaoka: (kasaoka) mt. s.: Miteraka feon-javatra toa mikasoka: Mikasaoka ny kodiaran'ity fiara ity. 1 (f.s.b.)Enti-milaza…tohiny
Mikasika: (kasika) mt. p. (mihasiha): Mampandalo ny ta-nana eo ambony: Aza mikasika io marary hoditra io. ? Misafosafo,…tohiny
Mikasikasy: (kasy) mt. s.: Mise-ho ho jejojejo.
tohiny
Mikasikety: (kasikety) mt. s.: Manao kasikety.
tohiny
Mikatona: (katona) mt. s. (mihatdna): Mirindrina: Tsy mikatona tsara ny uarauarankely. • Miady: Mikatona tsara…tohiny
Mikatrafay: (katrafay) mt. s.: Misotro toaka.
tohiny
Mikatraka: (katraka) mt. s. (mihatraha): Maneno, heno mikepoka: Nidona tamin'ny vato ny lohako ha nikatraka tan).…tohiny
Mikatrakatraka: (katraka) mt. s,: Mitatatata:Ny langoraony mikatrakatraka sady miteniteny hoe: "tetiteteho fa ratsy…tohiny
Mikatraoka: (katraoka) mt, s.: Miteraka feo mafy toa feo avy amin'ny tongo-tsoavaly mandeha amin'ny vato.
tohiny
Mikatroka: (katroka) mt. s. (mikatroha): Mipoka, mandona, mifandona amin'ny...: Nihatroka tamin'ny tamboho ny lohan'ilay…tohiny
Mikatrokatroka: (katroka) mt. s.: Enti-milaza feon-javatra samy mafy mifandona: Mikatrokatroka ny kitron-tsoavaly mandeha…tohiny
Mikatsaka: (katsaka) mt. p. (mikatsaha): Mitady, maniry hahazo: Iza no tsy mikatsaka ny fahasambarana?
tohiny
Mikatsakatsaka: (katsaka) mt. s. (mikatsakatsaha): Mandehandeha etsy' sy er?, mivoivoy: Reko mikatsakatsaka eran'ny…tohiny
Mikatsaoka: (katsaoka) mt. s.: Mamoaka feo toy ny feon-javatra mianjera ao anaty rano na feon'ny tongotra miala…tohiny
Mikaviavia: (havia) nit, s. na p, t.: Tsy kingakinga, mivozavoza: Mpiasa mikaviavia. - Tsy mifankahay, tsy mifankahazo:…tohiny