Litera M
Mamantatra: (fantatra) mt.p. (maman tara): Manao izay hahalalana: Namantatra ahy mafy izy fa tsy nahalala ? Maminany:…tohiny
Mamantsika: (fantsika) mt.p. (mamantsiha): Mandraikitra amin'ny fantsika: NY iray firenena aminy ihany no namantsika…tohiny
Mamantsona: (fantsona) mt.p. (mamants6na): Mandefa rano ao anaty fantsona: Hatti' ny dokotera ny mamantsona ronono…tohiny
Mamaoka: (faoka) mt p. (mamaoha): Manadio amin'ny fampandalovana lamba eo amboniny: Mamaoka vilia
tohiny
Mamarafara: (Para, farafara) mt. p. (mamarafarà): Manao teny ierana ifanaovana.
tohiny
Mamaraingo: (faraingo) mt.p. (mamaraingoa): Mahatonga hifaraingo.
tohiny
Mamarana: (farana) mt.p. (mamaràna): Mamita, manapitra, manisy'farany: Izaho no namarana ny kabary anikeheo. *…tohiny
Mamarina: (varina) mt.p. (ma-marina): Manosika am-pidinana, manjera: Nitetika ha-marina an-tevana an'Imboasalama…tohiny
Mamaritra: (faritra) mt.p. (mamarita): Manisy tsipika manodidina, mamala, mamangitra: Mamaritra tanimboly. ? Mametra:…tohiny
Mamaritsoka: (faritsoka) mt. p. (mamaritsoha): Mikapoka amin'ny rotsakazo, kotopia, karavasy.
tohiny
Mamarivary: (varivary) mt.p.: Manisy varivary ny tao.
tohiny
Mamasavasa: (uasauasa) mt p. (mamasauasà): Mamakafaka hatramin'ny antsipiriany ma• dinika.
tohiny
Mamasipasika: (fasika) p. t. : Marokoroko, maraorao, mandrotsirotsy.
tohiny
Mamasoka: (vasoka) mt.p. (mamasoha): Manala baraka: Nahoana ianao no namasoka ahy teo anatrehan'ny mpianatra rehetra?…tohiny
Mamatona: (matona) p.t.: Eo afovoany. - F.-p.: Mamaton'alina: misasak'alina. /Mamaton-dranjo: eo antenatena ranjo./Mamatona…tohiny
Mamatotra: (fatotra) mt.p. (mamatora): Mifehy: Mamatotra entana amin'ny kofehy. ? Mandrohy: Mamatotra adala * Managadra:…tohiny
Mamatovato: (vato) p. t.: Mivonto ka misy mafy sy malemy rehefa tsapaina
tohiny