Litera M
Mikaly: (kaly) mt. P. (mikaiia): Manao zavatra am-pitandremana fatratra mba hahatonga azy ho lavorary, tsy misy…tohiny
Mikamaosy: (kamaosy) p. t.: Reraka fatratra. ? Mahantra, lany harena, kotra. 1 Miseho ho mahantra aoka izany. tohiny
Mikambana: (harnbana) mt. s. (mikambàna): Mitambatra: Hikambana anio ny mpianatra amin'ny lakilasy roa fa tsy misy…tohiny
Mikamboty: (kamboty) mt. s.: Kahihitra, mihirim-belon. 1 Manao izay azo atao, izay tratran'ny aina.
tohiny
Mikamenona: (kamenona) mt. s. (mihamendna): Mimonomonona, mitaraina tsy misy farany.
tohiny
Mikamentsona: (kamentsona) mt. s,: Mibedibedy, manao teny be, minantsanantsana, mikafara.
tohiny
Mikanevokevoka: (kaneuoheooka) mt. s.: Manao fandeha be ebo, mihambohambo.
tohiny
Mikanikany: (kanikany) mt. s. (mikanikania): Mihomehimehy foana toa maneso na mananihany.
tohiny
Mikanonkanona: (kanonkanona) mt, s.: Mikarakara raharaha madinidinika toy ny ao an-tokantrano.
tohiny
Mikantsana: (kantsana) mt. s.: Mamoaka feo mikarantsana rehefa andidiana: Mikantsana ity hety ity rehefa anetezana.…tohiny
Mikantsona: (kantsona) mt. s.: Mamoaka feo eo am-pidinana ao anaty voatavo.
tohiny
Mikaodikaody: (kaody) mt, s.: Mandehandeha mivezivezy mba hitily, misodisody, mihaodihaody.
tohiny
Mikaona: (kaona) mt. s.: Miray ny lohany, ny tendrony: Nikaona ny basin'ny miaramila. • Miady, miady rafitra,…tohiny
Mikaonkaona: (kaonkaona) mt, s.: Manao feo mikaikaika toy ny fanaon'ny alika kely.
tohiny
Mikaozatra: (kaozatra) mt. s.: Mikely aina fatratra.
tohiny