Litera M
Mijejajeja: (jeja, jejajeja) mt. s.: Mirehi-b, ka milelaka; mitambolimbolina ny lelafo.
tohiny
Mijejijejy: (jejy) mt. s.: Maneno ohatra ny jejy.
tohiny
Mijejojejo: (jejo, jejojejo) mt. s. (mijejojejoa): Manao fihetsehana tsy maotona mba hisintonana ny mason'ny olona,…tohiny
Mijery: (jery) mt. P. (mijere): Manatodika ny maso any amin'olona na zavatra iray mba hahita azy: Sady nijery…tohiny
Mijifajifa: (jifajifa) mt. s.: Mipelipelika, mijefijefy.
tohiny
Mijihijihy: (jihijihy) mt s.: Mahatsiaro manaintaina eran' ny vatana manontolo.
tohiny
Mijihina: (jihina) mt. s. (mijihina): Mampisehobika amin' ny haingo anaovana, midihindihina amin'ny fitafiana…tohiny
Mijijy: (jijy) mt, s.: Mikaly;mamincira madinika, mitandrintandrina toy ny mpanao baolina, na mikendry fatratra…tohiny
Mijijy: (jijijijy) mt. s.: Mamindra manao dingana fohy toy ny mandihy. ? Mitaraina noho ny fanaintainana. ?…tohiny
Mijilajila: (jila, jilajila) mt. s.: Mipelipelika, mijejojejo, manao fihetsika sy fandehan' olona jejo, langa. tohiny
Mijinijiny: (jiny) mt, s.: Manao ankifonofono, manafin-kevitra, manao am-po.
tohiny
Mijininika: (jininika) mt. s.: Mandeha mikoriana mitete tsy misy fiatoana: Mijininika ny ra tamin'ny ratrany ha…tohiny
Mijinja: (jinja) mt. p. (mijinjà): Manapaka amin'nY antsim-bary: Efa mijinja uary ny olona amin'izao faran'ny…tohiny
Mijirajira: (jirajira) p.t.: Avo, ambony, malaza.
tohiny
Mijoalajoala: (joala) p.t.: Avo be izaitsizy ka toa ho tapa-ka, mitsoaka lava be (hazo maniry). ? Mirehitra mamoaka…tohiny