Litera M
Mihontsana: (hontsana) mt s.: Voadio tamin'ny rano natopatopa tao anatiny: Efa nihontsana ve ity barika ity? • Mihetsika,…tohiny
Mihontsina: (hontsina) mt. s. (mihonts(na): Mihetsiketsika, mihozongozona: Mihontsina ity latabatra ity izany. •…tohiny
Mihoraka: (horaka) mt. s. (mihoraha): Midera, mihoby, mihorika. • Manakora, maniny. 1 Maneno (sahona): Vao nihora-tsahona…tohiny
Mihoriaka: (horiaka) rnt, a.: Mihovotrovotra noho ny tahotra. 1 Mihidihidy vazana noho ny rikoriko.
tohiny
Mihorika: (horika) mt s. (mihoreha): Migaga, mitalanjona: Tsy misy tsy nihorika nahita ny fahakingan'ilay touolahy.…tohiny
Mihorikorika: (horikorika) mt. s,: Milaza teny fanesoana miampitapita ombieny ombieny co am-pihainoana na eo am-pijerena…tohiny
Mihoripika: (horipika) mt. s.: Mirintona hiala, manalavitra tsy tia na sosotra: Izany a-nie no farihy manantsika…tohiny
Mihorirana: (horirana) mt. s. (mihoriràna): Mandry ka ny rirana na ny ila no atao ambany mandry: Telo no fom• ba…tohiny
Mihorohoro: (horohoro) mt s.: Mangovitra, mihovitrovitra: Mihorohoro mihitsy ny trano rehefa mikotroka ny varatra.…tohiny
Mihorona: (horona) mt. s.: Mihodina mivoromborona: Efa mihorona ny tady. • Miforitra: Mihorona ny tsihy. * Miketrona…tohiny
Mihoronkorona: (horonkorona) a.: Karazan'ahitra miforitra raha vao voatohina. ¶ M.h.: Modimodia.
tohiny
Mihosina: (hosina) mt. s. (mihosena): Mifotetaka, mitavona: Mihosim-potaka. ? Rakotra: Nihosim-bovoka tao auara-trano…tohiny
Mihosotra: (hosotra) mt. p. (mihosora): Manisy zavatra ahosotra (menaka, loko...) ny tena: Mihosotra menaka isaky…tohiny
Mihosy: (hosy) mt. P. (mihose): Manitsakitsaka. • Manalemy ny bainga vonton-drano amin'ny fanitsakitsahan' ny…tohiny
Mihotakotaka: (hotakotaka) mt. s.: Mihovotrovotra no-ho ny fanampoizana loza na zavatra atahorana, izay re fa ho avy…tohiny