Litera M

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Miholaitra: (holaitra) mt. s.: Misompirana kely fa tsy mandeha mahitsy; mivily, mihodivitra, miviona: Soa ihany…tohiny
Miholantrolana: (holantrolana) mt. s,: Miseho ho sarotsarotiny. tohiny
Miholy: (holy) mt. s.: Matahotra, mitakemotra, mikemo, tsy sahy. tohiny
Mihomarantsody: (homarantsody) mt. s.: Mahatsiaro reraka, torovana. tohiny
Mihombo: (hombo) mt, s.: Mikambana amin'ny alalan'ny hombo, miraikitramafy: Varavarana mihombo amin'ny dity fotsiny.…tohiny
Mihombona: (hombona) mis s.: Mikatona tsy misokatra. tohiny
Mihomehy: (homehy) m.t, p. na mt. s. (mihomeheza): Misoka-molotra mampiseho nify ho fanehoana hafaliana: Vao iray…tohiny
Mihomoka: (homoka)) mt. s.: Mitsako zavatra nefa tsy misokatra ny vava fa mikombona. tohiny
Mihonaka: (honaka) mt, s.: Mianjera noho ny habeny, ny taviny: Nihonaka ilay omby mifahy. 1 Mandry ao am-pandriana:…tohiny
Mihonankonaka: (honankonaka) mt, s.: Enti-milaza ny nofon'olona na biby matavy monamonany ka toa mihararetra. tohiny
Mihondrahondra: (hondrahondra) p, t.: Malemy, lehibe sady malemy. tohiny
Mihondrahondra: (hondrahondra) mt. s.: Mihofahofa (filaza amin'ny zavatra mivondrona na midoroboka mihevingevina raha…tohiny
Mihondratra: (hondratra) mt. s.: Miontana, taitra: Nihondratra ny fony nahita anjanany nianjera. • Mangovitry ny…tohiny
Mihondrokondroka: (hondrokondroka) mt. s.: Mandihy manao fihetsika somary mihoronkorona dia miondrikondrika toa manaitaitra…tohiny
Mihonikonika: (honikonika) mt. s.: Mihetsika manara-ba: Mihonikonika an-toerana ny mpilalao amin'ny feon'ny amponga…tohiny
Mihoninkonina: (honinkonina) mt. s. (mihoninkonena): Sahirana, lany andro amin'ny zavatra madinidinika: Mihoninkonina…tohiny
Mihonkona: (honkona) p.t.: Misy honkon. * Hena mihonkona amin'ny taolana: hena miraikitra amin'ny taolana. / Tongoa…tohiny
Mihono: (hono) mt. s.: Marnerina honohono, mitantara zavatra tsy natrehina fa araka ny filazan'olona fotsiny:…tohiny
Mihonohono: (honohono) mt. s.: Manely tsaho; mikasa,, mikendry. tohiny
Mihontihonty: (hontihonty) mt. s. (mihontihontia): Manompotompo mba hahazoan-tsitraka amim-behivavy, tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0252